Sabotsy 6 novambra 2021 — Herinandro faha iraika amby telopolo mandavantaona — Ny teninao, ry Tompo, dia fanahy sy fiainana; Ianao no manana ny teny mahavelona mandrakizay — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Lioka 16, 9-15
Zoma 5 novambra 2021 — Herinandro faha iraika amby telopolo mandavantaona — Sokafy, ry Tompo, ny fonay mba hitandremanay ny tenin-Janakao — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Lioka 16, 1-8
Alakamisy 4 novambra 2021 — Herinandro faha iraika amby telopolo mandavantaona — Velona sy mahery ny Tenin’Andriamanitra; fantany mazava ny fieritreretana amam-pisainan’ny fo — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Lioka 15, 1-10
♦ Manodidina ny arivo ireo olona niakatra tao Farafangana Renivohitra omaly, mitaky ny hamoahana Ben'ny Tanana sy ny mpitarika ny Kalony any amin'ny Kaominina 19 izay niavian'izy ireo, izay voasambotra naiditra am-ponja vonjy maika ao Farafangana... ♦ Hamafisina hatrany ny fiaraha-miasa sy ny fikatsahana ny tombon-tsoa iombonana amin'ireo nosy manodidina, hoy ny Minisitry ny Fiarovam-pirenena. Tafiditra amin'izany ny fiarovana ny sisin-tany...
Alarobia 3 novambra 2021 — Herinandro faha iraika amby telopolo mandavantaona — Niantso antsika tamin’ny alalan’ny Evanjely Andriamanitra mba hahazoantsika ny voninahitr’i Jesoa Kristy Tompontsika — Evankely Masina nosoratan'i Masindahy Lioka 14, 25-33
Talata 2 novambra 2021 — Fahatsiarovana ny mpino nodimandry — Avia ianareo, ry nosoavin’ny Raiko, handova ny fanjakana izay voavoatra ho anareo, hatrizay naharina an’izao tontolo izao — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Joany 14, 1-6
Manohana an'ireo tanora hiatrika ny fampandrosoana eny ambanivohitra amin'ny alalan'ny fampiofanana sy tohana atao azy ireny ny tambazotra FARMADA, rafitra ivondronan'ireo mpampiofana amin'ny seha-pamokarana eny ambanivohitra.
♦ Hoarenina ny RN-13 ampahany eo anelanelan'ny sampanan-dalana Ikalamainty sy ny fivoahana eo Betroka mirefy 118 km.Ny hanarenana ny toekaren'ny Faritra Atsimon'i nosy no tanjona... ♦ Manao antso avo amin'ny fahefana mahefa isan-tsokajiny hijery akaiky ny momba ny tsy fandriam-pahalemana ny Justice et Paix, any amin'ny diosezy Maintirano... ♦ Tsy mitsaha-mitombo ny tarehimarika momba ny herisetra mianjady amin'ny ankizy, nandritra sy taorian'ny amehana ara-pahasalamana, niainana ny valan'aretina covid-19...
Tsy heloka ny fahafahan'ny zazarano raha tsy mifanaraka amin'ny nokendrena ny fitazomana azy, noho ny fitsaboana tsy azo ialàna, mba ho fahasalaman'ny reny. Araka ny lalàm-pitondrantena izany. Vokatra ankolaky ny asa tsy fanalan-jaza ny fahafahan'ny zaza amin'izay. Tsy azo odian-tsy fantatra na atao ambin-javatra ny fitondrana vohoka vokatry ny fanaovana an-keriny sy ny zava-tsarotra mbamin'ny antony ambadika.
♦ Hifidy izay ho solontenan'ny mpanao gazety handrafitra ny CENI vaovao ny holafitra anio tolakandro. Miisa 7 ireo kandidà nirotsaka ho fidiana... ♦ Hatsangana eo amin'ny toerana nisy ny Radio Nasionaly Malagasy may tamin'ny taona 2009 ny Auditorium na ny Havoria. Toerana hanaovana lanonana hahazaka mpijery 700... ♦ Mila mandray vahaolana maika ny fitondram-panjakàna manoloana ny tsy fisian'ny fandriamam-pahalemana hoy Andriamatoa Tsivahiny Herman...
♦ Voafidy ireo solontena roa avy amin'ny fiaraha-monim-pirenena, handrafitra ny CENI vaovao... ♦ Nitondra valin-kafatra ho an'ireo manakiana ny fotodrafitr'asa ataon'ny fitondrana ny Filohan'ny Repoblika, Rajoelina Andry, androany... ♦ Mpilalao vaovao miisa efatra indray, no nantsoin'i Eric Rabesandratana, handrafitra ny ekipan'ny Barea...
♦ Mitohy hatrany ny fanaraha-maso akaiky ireo mpanararaotra mampiakatra tsy ara-drariny ny vidin'entana ary ho saziana mafy ireo mbola minia manao izany... ♦ Manoloana izao fisokafan'ny sisin-tanin'i Madagasikara, dia hafainganina sy hatsaraina ny fanaraha-maso sy fanaovana fitiliana ireo mpandeha miditra sy mivoaka eny amin'ny Ivato... ♦ Maimaimpoana tanteraka ny fametrahana fitarainana ao amin'ilay vaomiera mpanadihady momba ny resaka fananan-tany eny amin'ny antenimieram-pirenena, an-jatony no efa voaray...
Noho ny fetin'ny Noely, Fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'i Kristy Mpamonjy an'izao tontolo izao, dia manafatra ary miray soa ho antsika i Mompera Bizimana Innocent, Lehiben'ny Salezianin'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maorisy.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2024 Radio Don Bosco