• Namoaka hafatra ny Vaomeiran'ny Eveka momba ny fampanjariana ny Fahamarinana sy ny Fiadanana, na ny Justice et Paix, taorian'ny fivoriana nataon'izy ireo ny 13 sy 14 ôktôbra 2026... • Zo fototra ho an'ny olona tsirairay ny misitraka sakafo sahaza azy. Isan'ny navoitran'ny Minisitry ny Fambolena sy ny Fahaleovan-tena ara-tsakafo izany androany, nandritra ny fanakalazana ny Andro Eran-tany ho an'ny Sakafo, teny amin'ny Kianjan'i Mahamasina... • Tsy afaka mifaninana amin'ny tsena anatiny sy amin'ny sehatra iraisam-pirenena ny vokatra malagasy raha tsy manaraka fenitra. Isan'ny nivoitra izany tamin'ny fanamarihana ny Andro Iraisam-pirenena ho fanarahana ny fenitra...
• Namoaka fehin-kevitra momba ny toromarika hiatrehana ireo fanadinam-panjakana, ireo talen-tsekoly katolika eto Madagasikara, nandritra ny fihaonambe tsy ara-potoana natao tao amin'ny Diosezin'Ambositra... • Tontosa ny 13 sy ny 14 ôktôbra 2026 ny fivoriana fanao isan-taona nataon'ny Vaomieran'ny Eveka momba ny Fampanjariana ny Fahamarinana sy ny Fiadanana... • Hotanterahana rahampitso any Turin ny Sorona Masina fanirahana ireo Misionera Salezianina Don Bosco...
Tsy maintsy mifototra amin’ny fananganana orinasa manodina ny vokatra ara-pambolena isika raha te hanafaka ny fahantrana misy amin’izao fotoana izao, indrindra eny anivon’ny tontolo ambanivohitra. Manana fahafahana manao izany tsara i Madagasikara fa mila finiavana avy amin’ny rehetra ny fanatanterahana azy. Izay no votoatin’ny voka-pikarohana nataon’i Dokotera Rajaonson Hugues, mpahay toekarena, mpampianatra mpikaroka eny amin’ny anjerimanontolo.
• Nametraka sakana sy nandoro fako teo afovoan'ny arabe, ireo milaza ho mpivarotra eny amin'ny sampanan'i Mahazoarivo ny maraina teo ary tsy manaiky ny fanesorana azy ireo... • Mampanahy ny fihetsik'ireo Solombavam-bahoaka, mitonona ho VFM, ary milaza ho manohana ny Fitondrana Fanavaozana, hoy i Christian Tabera... • Hiompana betsaka amin'ny fampiroboroboana ara-toekarena ny fiaraha-miasa eo amin'ny fikambanana TFO Canada sy ny Antenimieran'ny Varotra Analamanga Antananarivo, na ny CCIA...
• Namoaka fehin-kevitra momba ny toromarika hiatrehana ireo fanadinam-panjakana, ireo talen-tsekoly katolika eto Madagasikara, nandritra ny fihaonambe tsy ara-potoana natao tao amin'ny Diosezin'Ambositra... • Tontosa ny 13 sy ny 14 ôktôbra 2026 ny fivoriana fanao isan-taona nataon'ny Vaomieran'ny Eveka momba ny Fampanjariana ny Fahamarinana sy ny Fiadanana... • Hotanterahana rahampitso any Turin ny Sorona Masina fanirahana ireo Misionera Salezianina Don Bosco...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco