• Namoaka fanambarana momba ny naoty avy amin'ny Minisiteran'ny Fahasalamana, mahakasika ny ady amin'ny aretina lefakozatra androany, ny Vaomieran'ny Eveka misahana ny Fahasalamana… • Mampiantrano ny andiany voalohany amin'ny kongresy momba ny nify aty amin'ny Ranomasimbe Indiana, na ny CDOI, i Madagasikara nanomboka androany hatramin'ny rahampitso… • Mikaroka ireo raharaha vaventy amin'ny fanaovana kolikoly eto amin'ny firenena ny BIANCO amin'izao fotoana izao. Nambaran'ny Tale jeneraliny fa anatin'ny fanadihadiana ireo raharaha vaventy ireo ankehitriny…
• Namoaka fanambarana ny Vaomieran'ny Eveka misahana ny Fahasalamana, momba ny naoty avy amin'ny Minisiteran'ny Fahasalamana mahakasika ny ady amin'ny aretina lefakozatra…• Feno 10 taona ny EKAR Notre-Dame de Rose Antanandava any amin'ny Arsidiosezin'i Toamasina… • Antsoina ho lasa kolontsaina ny finoana hahakasika ny olona tsirairay, io no fampianarana nentin'ny Papa Léon XIV, nandritra ny Audience Générale ny alarobia lasa teo…
Nahazoana vokatra miabo ny fiaraha-miasan’ny Association Voahary Maitso na ny AVM tamin’ireo sekoly ao amin’ny faritra Itasy. Fikambanana miaro ny tontolo iainana, misehatra amin’ny asa fampandrosoana amin’ny alalan’ny fanabeazana ara-tontolo iainana sy ny fantsaràna ny velon-tenan’ny mponina eny ambanivohitra ny AVM. Fiaraha-miasan’ny AVM amin’ny mpiara-miombon’antoka ny tetik’asa antsoina hoe fanabeazana hoan’ny Fiainana na ny Education for life...
• Zava-dehibe tena ilaina amin'ny fanenjehana ireo olona voasaringotra amin'ny kolikoly ny fananana porofo, hoy Andriamatoa Jaona Clément… • Mangataka ny hananganana indray ny CNIDH, ny fikambanana Tsaramanasoa, amin'izao fotoanan'ny fanavaozana izao… • Hiara-hiasa amin'ny Minisiteran'ny Mponina i Mme Margo, amin'ny fiofanana omeny…
• Namoaka fanambarana ny Vaomieran'ny Eveka misahana ny Fahasalamana, momba ny naoty avy amin'ny Minisiteran'ny Fahasalamana mahakasika ny ady amin'ny aretina lefakozatra…• Feno 10 taona ny EKAR Notre-Dame de Rose Antanandava any amin'ny Arsidiosezin'i Toamasina… • Antsoina ho lasa kolontsaina ny finoana hahakasika ny olona tsirairay, io no fampianarana nentin'ny Papa Léon XIV, nandritra ny Audience Générale ny alarobia lasa teo…
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco