♦ Hanohana ireo refitra rehetra miady amin'ny kolikoly i Madagasikara mba tsy ho ny fitaovana sy ny fampitaovana no lasa olana amin'ny ady amin'ny kolikoly hoy ny Praiminisitra Rajaonarison Mamitiana... ♦ Manameloka ny fampiasana tsy ara-dalàna ny sarin'ny mpisolovava amin'ny fampiasana ny saina voatran'olombelona (IA) eny anivon'ny tambajotran-tserasera, ny Holafitry ny Mpisolovava eto Madagasikara... ♦ Trano 60 tafo no ravan'ny afo tao amin'ny Fokontany Masindrano, kaominina Ambonivohitr'i Mananjary, androany tamin'ny 4 ora sy sasany maraina...