• Nahemotra ho amin'ny fotoana manaraka ny fitsarana ny raharaha Ambohimalaza, rehefa nitohy nandritra ny 7 andro. Voampanga 5 amin'ireo 11 voarohirohy no naverina am-ponja… • Manaitra ny rehetra amin'ny hanamboarana ny lalàna momba ny vola ampiasain'ny mpanao politika mandritra ny fampielezan-kevitra ny Transparency International eto amintsika… • Nikarakara dinika momba ny fiarovana ny zon'ny ankizy sy ny olona marefo androany, ny Ivon-toeram-panofanana araka asa Marie Auxiliatrice Ivato. Dinika iarahana miasa amin'ny ady amin'ny herisetra mahazo ny zaza sy ny ankizy…

[Miara-dàlana] Zoma 27 novambra 2026

• Nankalazaina omaly ny faha-23 taonan'ny Radio Fanasina ao amin'ny Diosezin'i Morondava… • Nanentana ny mpino hampanjaka ny fiadanana sy fandriampahalemana ny Ray masina, nandritra ny Audience générale ny 25 novambra 2026… • Any Burkina Faso, mirotsaka amin'ny fiarovana ny fahamendrehan'ny vehivavy ny Eglizy…

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...