Sabotsy 29 aogositra 2020 — Herinandro faha-21 mandavantaona — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 25, 14-30 — Ny Rain’i Jesoa Kristy Tompontsika no nampahiratra ny masom-panahintsika mba hahalalantsika ny fanantenana izay niantsoana antsika.
Zoma 28 aogositra 2020 — Herinandro faha-21 mandavantaona — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 25, 1-13 — Miambena ianareo ary aoka ho vonona: fa ho avy amin’ny ora tsy ampoizinareo ny Zanak’Olona.
Alatsinainy 24 aogositra 2020 — Masindahy Bartélémy, Apôstôly — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Joany 1, 45-51 — Raby ô, Ianao no Zanak'Andriamanitra, Ianao no Mpanjakan'i Israely.
Alahady 23 aogositra 2020 — Alahady faha-21 mandavantaona — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 16, 13-20 — Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana, hoy ny Tompo, tsy misy olona mankany amin’ny Ray afa-tsy amin’ny alalako.
Noho ny fetin'ny Noely, Fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'i Kristy Mpamonjy an'izao tontolo izao, dia manafatra ary miray soa ho antsika i Mompera Bizimana Innocent, Lehiben'ny Salezianin'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maorisy.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2024 Radio Don Bosco