Alarobia 12 aogositra 2020 — Herinandro faha-19 mandavantaona — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 18, 15-20 — Ny Rain’i Jesoa Kristy Tompontsika no nampahiratra ny masom-panahintsika mba hahalalantsika ny fanantenana izay niantsoana antsika.
Talata 11 aogositra 2020 — Herinandro faha-19 mandavantaona — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 18, 1-5. 10. 12-14 — Mitoetra be dia be ao anatinareo ny tenin'i Kristy. Isaory Andriamanitra Ray amin'ny alalan'i Kristy.
Alatsinainy 10 aogositra 2020 — Masindahy Laurent — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Joany 12, 24-26 — Izaho no fahazavan'izao tontolo izao, hoy ny Tompo, izay manaraka Ahy no hanana ny fahazavan'ny fiainana.
Alahady 09 aogositra 2020 — Alahady faha-19 mandavantaona — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 14, 22-33 — Hanazava ny masom-panahintsika anie Andriamanitra, Rain'i Jesoa Kristy Tompontsika, mba hahalalantsika ny fanantenana niantsoany antsika.
Noho ny fetin'ny Noely, Fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'i Kristy Mpamonjy an'izao tontolo izao, dia manafatra ary miray soa ho antsika i Mompera Bizimana Innocent, Lehiben'ny Salezianin'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maorisy.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2024 Radio Don Bosco