Alatsinainy 17 aogositra 2020 — Herinandro faha-20 mandavantaona — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 19, 16-22 — Omeo fahalalana aho, ry Tompo, hitandremako ny lalànao, sy hanarahako azy amin’ny foko tontolo.
Alahady 16 aogositra 2020 — Alahady faha-20 mandavantaona — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 15, 21-28 — Ny ondriko mihaino ny feoko, hoy ny Tompo : Izaho mahalala azy ary izy manaraka Ahy.
Sabotsy 15 aogositra 2020 — Nampakarana an'i Masina Maria — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Lioka 1, 39-56 — Nampiakarina any an-danitra i Maria, ka mifaly ny tafiky ny Anjely.
Zoma 14 aogositra 2020 — Herinandro faha-19 mandavantaona — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 19, 3-12 — Ampianaro ahy, ry Tompo, ny soritrao ary tariho ho amin’ny fahamarinana aho.
Noho ny fetin'ny Noely, Fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'i Kristy Mpamonjy an'izao tontolo izao, dia manafatra ary miray soa ho antsika i Mompera Bizimana Innocent, Lehiben'ny Salezianin'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maorisy.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2024 Radio Don Bosco