Teraka tao Espagne ny 17 mey 1540 i Pascal, zanaka mpamboly manetry tena izy io ary feno hatsaram-panahy kristianina. Vao fito taona monja dia efa niandry ondry izy, ary ny fotoana tamin'izany dia nolaniany tamin'ny vavaka sy ny famakian-teny, ary voalaza aza fa, ny anjely mihitsy no tonga eo mampianatra azy.
♦ Namoaka ny andiany faha-13 nisalotra ny anarana hoe : "Fanantenana" niofana arak'asa tao aminy, ny foibe misahana ny fahaleovan-tenan'ny vehivavy eny amin'ny FMA Ampasanimalo androany... ♦ Manohy ny fanatsarana ny rafitra ara-pahasalamana eto Madagasikara ny MInisteran'ny Fahasalamam-bahoaka. Notoloran'ny Ministry ny Fahasalamana fitaovana ireo Ivon-toeram-panofanana mampiofana ho Paramedy na ny IFIRP manerana ny Nosy... ♦ Ny 2% amin'ny fiofanana momba ny famokarana ihany no mipaka mivantana eny amin'ny tantsaha, ary ny 10% amin'ny famatsiam-bola ihany no tonga eny ambanivohitra, hoy ireo tantsaha mpiofana...
Manana otrik’arena goavana ara-tontolo iainana ampandrosoana ny firenena ny faritr’i Sofia. Havokavoky ny karazan-javamanan’aina eto amin’ny nosy ity faritra ity hoy Dokotera Manantsoa Clermond, Talem-paritry ny tontolo iainana sy ny fandrosoana lovain-jafy ao Sofia. Isan’ny mitana ny laharana voalohany noho ny fananany morontsiraka 450 kilometatra, sy helidrano miisa dimy ny faritra.
♦ Nahitàna fitombony 3,31% ireo mpifidy voasoratra anarana taorian'ny fanavaozana isan-taona ny lisitry ny mpifidy ho an'ny taona 2024-2025 (RALE), araka ny fampitam-baovaon'ny CENI... ♦ Tsy ampy ireo mpiasa eo anivon'ny sampandraharaha misahana ny famerenana amin'ny Fanjakàna ireo harena azo tsy ara-dalàna (ARAI). Voafetra koa ny vola ampiasainy satria tokana ny mpamatsy vola azy sy ny SAMIFIN, CSI ary PAC... ♦ Zava-dehibe ary efa fiomanana sahady amin'ny taranja ara-panatanjahantena amin'ny fanadinana Bakalôrea ny EPS BEPC... ♦ Nigadona alina tao Luanda ny filoha Gabonais teo aloha Ali Bongo sy ny fianakaviany...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco