Ny toetra mampiavaka ny mpanao politika kristiana : maneho ny maha-mpaminany azy, misokatra amin'ny fahamarinana, mafafoy tena, mahay mifamela sy mifampizara araka ny fampianaran'i Kristy. Manana adidy hanameloka ireo fomba mangeja ny madinika. Katesizy momba ny fikatrohana, iarahana amin'i P. Hermann Solonomenjanahary.
Talata 1 marsa 2022 — Herinandro fahavalo mandavantaona — Niantso antsika tamin’ny alalan’ny Evanjely Andriamanitra mba hahazoantsika ny voninahitr’i Jesoa Kristy Tompontsika — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Marka 10, 28-31
♦ Andro faharoa amin'ny famangiana sy fankaherezan'ny Filohan'ny Fivondronamben'ny Eveka eto Madagasikara Mgr Fabien Raharilamboniaina, ny Diosezin'i Farafangana androany... ♦ Nifarana vonjy maika androany ny fanavaozana isan-taona ny lisitry ny mpifidy. Nahitana fitomboany 1,91% raha oharina amin'ny lisitra teo aloha... ♦ Hikarakara filaharam-be mitety tanana, hipaka eny amin'ny Kianjan'ny 13 mey indray ny VOMZM. Hetsika fanairana ny mpitondra manoloana ny fidangan'ny vidin'entana ilaina andavanandro...
♦ Manao antso avo amin'ireo Diôsezy rehetra mba handefa avy hatrany ny fanampiana ho an'ireo tra-boina any atsimo atsinanan'ny nosy, ny Filohan'ny Fivondronamben'ny Eveka, Mgr Fabien Raharilamboniaina... ♦ Manadino tanteraka ny maha olona izay mahatonga ny ady, hoy ny Papa François... ♦ Tafajoro amin'ny fomba ôfisialy ny Fikambanana masina "Garde d'Honneur Fo Masin'i Jesoa", ao amin'ny Diôsezin'i Morombe...
• Hotanterahana ao amin'ny kianjan'ny Kolejy Masina Misely Amparibe ny alahady 21 septambra 2025, ny fanamasinana ho Eveka an'i Mompera Mamiarisoa Modeste Randrianifahanana... • Nankalaza ny fanandratana ny Hazofijaliana Masina ny Diosezin'i Port-Bergé... • Mamelona indray ny fanantenana ny famafana ny ranomaso, hoy ny Papa Léon XIV, tamin'ny fankalazana ny Jobilin'ny Fanalana Alahelo...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco