♦ Tsy mitsaha-mitombo ireo olona nitondra ny tsimok'aretina Coronavirus teto Madagasikara no sitrana soa aman-tsara... ♦ Tsy ofisialy ary tsy avy amin'ny IMRA ny antontan-kevitra misy kisary famantarana ny IMRA izay milaza ny taharo na ny fangaro ao anatin'ny CVO... ♦ Mirongatra ny fandripahana ny harena voajanahary eto Madagasikara tao anatin'ny telo herinandro nisian'ny fihibohana...
♦ Tsy eken'ny antoko TIM ny fanaovana hosoka amin'ny fampiasana ny antoko hanaovana fanambarana any amin'ny tambazotran-tserasera... ♦ Manohana an'i Madagasikara amin'ny ady atao amin'ny valan'aretina Coronavirus ny mpandraharaha sinoa... ♦ Hanamboatra tohadrano lehibe afaka mamatsy rano amina lemaka midadasika ao amin'ny vavaranon'i Sakamahery ny faritra Atsimo Andrefana...
♦ Niampy iray indray ny faritra ahitana olona mitondra ny Coronavirus eto Madagasikara. Tranga iray no hita tany Tolagnaro, faritra Anosy... ♦ Nanao aro-tava avokoa ny 75% ireo olona teny an-dalambe raha ny tatitra nataon'ny tompon'andraikitra... ♦ Mitaky ny hanokafana ny toby fiantsonanan'ny fiara ireo misahana ny zotram-pirenena eny amin'ny fasan'ny Karana...
Talata 28 aprily 2020 — Herinandro fahatelo amin'ny Paka — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Joany 6, 30-35 — Nitsangan-ko velona i Kristy, sady nitondra antsika amin'ny mazava ; isika izay navotany tamin'ny Rany.
Noho ny fetin'ny Noely, Fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'i Kristy Mpamonjy an'izao tontolo izao, dia manafatra ary miray soa ho antsika i Mompera Bizimana Innocent, Lehiben'ny Salezianin'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maorisy.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2024 Radio Don Bosco