Miha mahazo vahana any LIBAN ankehitriny ny krizy arat-toekarena sy ara-politika.
Manahy amin’ny mety hisian’ny resaka kolikoly ao anatin’ny ady amin’ny coronavirus ny eo anivon’ny Fiketrahana Masina.
♦ Nisy olona rao namoy ny ainy indray teto Madagasikara, vokatry ny tsimok'aretina Coronavirus... ♦ Nahitana tranga Coronavirus ny tany amin'ny faritra Ihorombe, tany amin'ny Kaominina Ambanivohitra Ankily, 3 km miala an'Ihosy renivohitry ny faritra... ♦ CEPE blanc : Nizotra tao anatin'ny filaminana ary nanaja ny fepetra ara-pahasalamana ireo sekoly...
♦ Nikasa ny hitsoaka ny toerana itazomana azy ao amin'ny Cité Canada Toamasina omaly, ireo olona ahiana ho mitondra ny tsimok'aretina Coronavirus any an-toerana... ♦ Mitaky ny hanafoanana ireo faktiora maromaro anatin'ny iray volana, ny mpiaro ny zon'ny mpanjifa RNDC, izay mpikambana ao anatin'ny Filankevi-pitantanan'ny Jirama... ♦ Mangataka ny hamoahana ny daty hanatanterahana ireo fanadinam-panjakana ny fikambanan'ireo Talen-tsekoly tsy miankina eto Madagasikara...
Noho ny fetin'ny Noely, Fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'i Kristy Mpamonjy an'izao tontolo izao, dia manafatra ary miray soa ho antsika i Mompera Bizimana Innocent, Lehiben'ny Salezianin'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maorisy.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2024 Radio Don Bosco