Alatsinainy 09 nôvambra 2020 — Ny nitokanana ny Bazilika ao Latran — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Joany 4, 19-24 — Fidiko sy hamasiniko hatramin'izao ity trano ity, hoy ny Tompo, hitoeran'ny Anarako mandrakizay.
Alahady 08 nôvambra 2020 — Alahady faha-32 mandavantaona — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 25, 1-13 — Miambena sy mivonòna ianareo fa ho avy amin’ny ora tsy ampoizinareo ny Zanak’Olona.
♦ Manao antso avo amin'ny fifanomezantanana, hamonjena ireo mponina ianjadian'ny kere any atsimo ny Fivondronamben'ny Evekan'i Madagasikara... ♦ Novàna anarana ho Rovan'i Madagasikara ny Rovan'Antananarivo, 25 taona aty aoriana... ♦ Miisa 181 ireo tranganà fanolanana nanomboka ny voalohan'ny volana Janoary hatramin'ny faran'ny volana Oktobra teo...
Betsaka ny olona tratry ny fahatapahan'ny lalan-dra, tsy mifidy taona intsony ankehitriny. Misy karazany roa ny trangan'aretina mikasika lalan-dra: ♦Tsentsina ny lalan-dra any amin'ny faritry ny loha... ♦ 20% tapaka lalan-dra mihitsy...
Noho ny fetin'ny Noely, Fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'i Kristy Mpamonjy an'izao tontolo izao, dia manafatra ary miray soa ho antsika i Mompera Bizimana Innocent, Lehiben'ny Salezianin'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maorisy.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2024 Radio Don Bosco