♦ Niampy roa indray ny olona matin'ny Covid-19 eto Madagasikara, araka ny tarehimarika navoakan'ny CCO omaly... ♦ Nahazo fahazoan-dalana ara-tontolo iainana ny tetik'asa Sahofika izay hitrandrahan'ny vondrona Neho herinaratra amin'ny alalan'ny rian-drano... ♦ Mbola mijanona ho honohono aloha ny famindrana ny tetik'asa Tanamasoandro ho eny Imerintsiatosika...

Ady saritaka no natrehan'i Dera tao anatin'ny fifanjevoan'ny zandary sy ny mpangalatra omby. Efa namoy fo izy, fa izay no fara androny, kanjo niarahaba tena fa nieren-doza. Tsy nahomby araka ny niheverany azy ilay diany tany Tsiroanomandidy. Fanadinoana ny zava-dratsy rehetra nihatra taminy no notadiaviny, aina tsy maty no nentiny nody.

Alarobia 17 jona 2020 — Herinandro faha-11 mandavantaona — Evanjely Masina nosoratan'i Masina nosoratan'i Masindahy Matio 6, 1-6. 16-18 — Ampianaro ahy, ry Tompo, ny soritrao, ary tariho ho amin'ny fahamarinanao aho.

Miha mahazo vahana any LIBAN ankehitriny ny krizy arat-toekarena sy ara-politika.

[Miara-dàlana] Zoma 5 jolay 2024

♦ Tokony tsy hikely aina amin'ny fambolena, ny tantsaha: io no nanentanan'i Mgr Désiré Kardinaly Tsarahazana ny FTMTK tao amin'ny Diôsezin'i Toamasina, tamin'ny fanokafana ny Zaikabe androany... ♦ Mizotra mankany amin'ny fanarenana mandrakariva ny fiainana ary mila apetraka eo amin'Andriamanitra: io no hafatra ho an'ireo mpianatra tao amin'ny Lycée Saint Antoine, izay namarana ny taom-pianarana... ♦ Navoakan'ny Foibe misahana ny fampahalalam-baovao eo anivon'ny Fiketrahana Masina androany, ny fandaharam-potoanan'ny Papa François, mandritra ny fitsidihana apôstôlika hataony any amin'ny faritra Azia sy Oseania...

Tohiny...

Famantarana ny fitiavan'Andriamanitra antsika ny Noely

Noho ny fetin'ny Noely, Fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'i Kristy Mpamonjy an'izao tontolo izao, dia manafatra ary miray soa ho antsika i Mompera Bizimana Innocent, Lehiben'ny Salezianin'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maorisy.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...