Manana andraikitra maro ny ray aman-dreny manoloana ny zatovo. Ny fikarakarana sy fanehoana fitiavana azy dia manampy amin'ny fitadiavany ny maha-izy azy. Ny fanomezana lanja ny azy dia hahatonga azy ho olona sahy handray andraikitra. Ny filan-kevim-pianakaviana dia hery ho azy hahafahany mibea ny tenany... 

♦ Nanentana ny solombavambahoaka namany mba ho sahy heneho hevitra sy hilaza ny marina hatrany ny depioté Voninahitsy Jean Eugène... ♦ Mbola mikatso ny raharaha momba ilay vadin-tany niharan'ny herisetra, naratra nandritra ny fanatanterahany ny asany... ♦ Mangataka ny hamoahana haingana ny lalàna mifehy ny fitrandrahana harena an-kibon'ny tany ny mpandraharaha Rakotoniaina Roland... 

Alakamisy 27 mey 2021 — Herinandro fahavalo mandavantaona — Izaho no Fahazavan’izao tontolo izao, hoy ny Tompo, izay manaraka Ahy no hanana ny fahazavan’ny fiainana — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Marka 10, 46-52

♦ Mbola tsy misy tohiny hatramin'izao ny raharahan'ilay vadintany izay niharan'ny vono sy herisetra teo am-panatanterahana ny asany, tao amin'ny tokantrano iray tao Antananarivo Renivohitra tao... ♦ Lany ho Filohan'ny vaomiera misahana ny fandiniana ireo fangatahana fampiatoana ny fitanana am-ponja sy ny fanenjehana Solombavam-bahoaka iray, ny Solombavam-bahoakan'i Sakaraha...

[Miara-dàlana] Zoma 29 nôvambra 2024

  • Miomana amin'ny fandraisana ny Eveka vaovao, Mgr Marcellin Randriamamonjy, ny Diôsezin'i Farafangana...
  • Nanatanteraka fihaonambe fanao isan-taona nandritra ny hateloana, ny Vaomiera misahana ny fampanjariana ny Rariny sy ny Fiadanana tao amin'ny Diôsezin'Antsirabe...
  • Torio an-kafaliana ny Evanjely, hoy ny Papa François, tamin'ny fampianarana nataony nandritra ny Audience générale, ny alarobia 27 nôvambra 2024...
Tohiny...

Famantarana ny fitiavan'Andriamanitra antsika ny Noely

Noho ny fetin'ny Noely, Fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'i Kristy Mpamonjy an'izao tontolo izao, dia manafatra ary miray soa ho antsika i Mompera Bizimana Innocent, Lehiben'ny Salezianin'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maorisy.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...