♦ Miainga amin'ny fahaiza-manaon'ny mpitondra any ifotony ny fampandrosoana, ka tokony ho fitantanana mahomby no hisy any amin'ny rafitry ny vondrom-bahoaka hitsinjaram-pahefana. Antony fampiofanana ireo vehivavy Ben'ny Tanàna eto Madagasikara... ♦ Mamelona indray ny fitiavan-tanindrazana ny fahafantarana ny tantara nisy teto amin'ny firenena hoy ny Filohan'ny repoblika. Isan'ny mpitondra niaro ny fiandrianam-pirenena ny Praiministra Rainilaiarivony. Nampitondraina ny anarany ny Musée eny Amboditsiry... ♦ Firenena miisa 06 aty Afrika no mampiasa ireo boky fampianarana miisa 56. Anatin'izany i Madagasikara, ka nanaovana tombana ny momba ireo boky ireo...
Ny "facebook" dia manampy amin'ny asa atao satria azo andefasana ireo dokam-barotra na fampisehoana ny asa atao izy io. Anisan'ny tena liana amin'ny fampiasana "facebook" ny ankizy sy ny tanora, izay manampy azy ireo amin'ny fifanankalozam-pahalalana, ny fianarana lesona, ny fanaovana enti-mody ary ny fanazarana samihafa. Ny "appel vidéo" dia ahafahana manazava izay mila fandalinana. Katesizy momba ny facebook sy ny aterineto, iarahana amin'i P. Mitsinjo Luc Rason.
19 aprily 2023 — Alarobia, Herinandro faharoa Fankalazana ny Paka — Ry Jesoa Kristy, vavolombelona mahatoky, Lahimatoa amin’ny maty, tia anay Ianao sy nanasa ny helokay tamin’ny Ranao — Evanjely Masina nosoratan’i Masindahy Joany (Jo. 3, 16-21)
♦ Miofana eto an-drenivohitra mandritra ny telo andro, nanomboka androany, ireo vehivavy Ben'ny Tanana avy amin'ny faritra 14 eto amin'ny nosy... ♦ Nosokafana tamin'ny fomba ôfisialy androany, ny Mozea Rainilaiarivony. Toeram-ponenany teny Amboditsiry, fony izy Praiminisitra... ♦ Nanaovana tombana nandritra ny roa andro, ireo karazam-boky miisa 56 ampiasain'ny mpianatra any amin'ny amabratonga fototra voalohany sy faharoa. Boky ampiasaina any amin'ny firenena miisa enina aty Afrika sy Madagasikara...
• Ho kristianina mitondra hazavana sy hafanana, hanome hafaliana sy fanantenana ho an'ny hafa. Izany hafatry ny Arsevekan'Antananarivon, nandritra ny fankalazana ny Andron'ny Diosezin'Antananarivo... • Nitombo roa indray ny pretra Saleziana Don Bosco. Notanterahana omaly, tany Betafo, ny fanamasinana azy ireo... • Nanatanteraka ny Andro Voalohany ho an'ny Ankizy tao amin'ny Diosezin'i Farafangana, nanomboka ny 22 hatramin'ny 25 aogositra 2025...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco