Ny teny famporisihana dia fanehoam-pitiavana, ary ny fitiavana dia manova zavatra lehibe. (21-11-2019)
Nifamotaona tany Lourdes ny fianakaviam-be salezianina tao amin'ny faritanin'i France sy Belgique atsimo (FRB) ny alatsinainy 28 ka hatramin'ny alakamisy 31 oktobra 2019. Fihaonana fanao isaky efa-taona, ka ny fankalazana ny faha-200 taona ny nahaterahan'i Don Bosco no nomarihana talohan'ny fihaonana farany teo.
Tontosa tao amin'ny Centre Notre-Dame de Clairvaux Ivato ny Kongresy faha efatry ny Salezianina Koperatera eto Madagasikara sy ao amin'ny Nosy Maorisy, ny 29 oktobra hatramin'ny 03 novambra 2019 lasa teo.
Ny fahavanonana dia tsy maintsy miainga amin'ny fanajana ny tenananao aloha no voalohany, avy eo dia mipaka amin'izay manodidina anao izany. (30-10-2019)
• Tontosa omaly ny fanamasinana ho pretra ireo diakra mirahalahy, avy amin'ny Fikambanana Saleziana Don Bosco... • Hotontosaina manomboka ny 16 hatramin'ny 23 aogositra 2026 ny Zaikabe sy ny Fivoriamben'ny Fanilon'i Madagasikara... • Hanatanteraka Famangiana Apostolika any France ny Papa Léon XIV, ny 25 hatramin'ny 28 septambra 2026...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco