♦ Olona 52 amin'ireo 121 mitondra ny tsimok'aretina Coronavirus no efa sitrana ka nalefa nody any amin'ny fianakaviany... ♦ Isan'ireo mararin'ny Coronavirus ka sitrana ny mpitandrina Riana Lalasoa Razafintsalama. Harahantsika ny fijoroana ho vavolombelona nataony... ♦ Niverina an-tsekoly naomboka omaly ireo mpianatra hiatrika ny fanadinam-panjakana Bakalorea sy ny BEPC manerana ny Nosy...
Alakamisy 23 aprily 2020 — Herinandro faharoa amin'ny Paka — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Joany 3, 31-36 — Nitsangan-ko velona i Kristy Ilay nahary ny zavatra rehetra ary niantra ny zanak'olombelona.
♦ Mitombo hatrany ny olona sitrana eto Madagasikara tamin'ireo nitondra ny tsimok'aretina Coronavirus tato anatin'ny 24 ora. 08 no olona sitrana, tsy nisy mihitsy anefa tato anatin'ny telo andro ireo olona vaovao voaporofo fa mitondra ny tsimok'aretina... ♦ Homen'ny fitondram-panjakana tambikarama manokana ireo mpiasan'ny fahasalamana ho fankasitrahana sy fampirisihana azy ireo amin'ny asany...
♦ Namoaka hafatra iombonana ho an'ny sekoly katôlika ny eto amin'ny diôsezin'Antananarivo momba ny tsara ho fantatra amin'ny fandaminana ny fidiran'ireo mpianatra hiatrika ny fanadinam-panjakana... ♦ Niverina niasa nanomboka androany ny fiara fitateram-bahoaka ao an-drenivohitra sy ny manodidina ary ny any amin'ny faritra hafa...
Notendren’ny Papa François ho Eveka’ny Diosezin’i Fenoarivo-Atsinanana i P. Mareck Ochlak, Lehiben’ny Fikambanana Oblats de Marie Immaculée, ao amin’ny Province Pologne amin’izao fotoana izao.
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco