Ireo fomba valo (8) azo hisorohana ny faharerahantsaina. (16-12-2020)
Alakamisy 17 desambra 2020 — Herinandro mialoha ny Noely — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Lioka 1, 1-17 — Ianao Filohan’i Davida izay mamoha ny varavaran’ny fanjakana tsy manam-pahataperana, avia ary tsoahy amin’ny fatorany ny voagadra tazonin’ny haizina.
♦ Tetikasa fanamboaran-dalana Rocade Est : mbola ny 26% amin'ireo tompon'ny tany voakasiky ny tetikasa ihany no mbola nahazo onitra... ♦ TSy mbola ampy hahasahanany fanamarinana ny kaonty amin'iireo orinasa an'arivony eto Madagasikara ny expert commptable satria tsy misy afa-tsy 250 monja izy ireo ankehitriny... ♦ Firenena eraopeana lasibatra indrindra amin'ny valanaretina covid-19 i Italie, mbola mihatra any an-toerana ny fepetra samihafa hisorohana ny fiparitahan'ny tsimokaretina ka isan'ny voakasika amin'izany ny fiatrehana ny alin'ny 24 desambra...
♦ Fahamarinan-toeran'ny Ariary manoloana ny vola vahiny : volamena 250 kilao no ezahin'ny banky foiben'i Madagasikara ho vidiana hatramin'ny faran'ny taona, hatao tahiry... ♦ Dingam-panofanana ZATRA : ny antilin'i Madagasikara no mampiantrano azy, ny diôsezin'i Fianarantsoa kosa ny mpiofana mpanampy... ♦ Andriamtoa Jail Bolsonaro, filoha Breziliana : vonona ny hiara-hiasa amin'ny filoham-panjakana amerikàna ary mankatoa ny maha filoha voafidy an'Andriamatoa Joe Biden any Etazonia...
Noho ny fetin'ny Noely, Fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'i Kristy Mpamonjy an'izao tontolo izao, dia manafatra ary miray soa ho antsika i Mompera Bizimana Innocent, Lehiben'ny Salezianin'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maorisy.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2024 Radio Don Bosco