♦ Hiara-hiasa hametraka paik'ady hamerenana ny fandriam-pahalemana izay mampikaikaika ny vohoaka ny mpitandron'ny filaminana hoy ny ministry ny fiarovam-pirenena... ♦ Distrikan' i Mandritsara : Ahiana hitoka-monina noho ny fahasimban'ny lalam-pirenena faha-32... ♦ Mety hisy faritra andro ratsy hiforona ao amin'ny Ranomasimbe Indiana amin'ity faran'ny herinandro ity... ♦ Mananontanona ny Nosy Maurice indray ankehitriny ilay rivo-doza Balal rehefa avy nandravarava izay nolalovany tao amin'ny Nosy La Réunion...
♦ Tsy misy lalàna manery ny tsy maintsy nanaovan'ny ministra tsirairay fihanianana fa safidy manokan'ny filoha Andry Rajoelina no nampanao izany... ♦ Tsy azo lazaina ho fahabangan-toerana ny fahataperan'ny fe-potoam-piasan'ny Ben'ny Tanàna amin'izao, tsy tokony ho azo ampiasaina araka izany ny fametrahana ny filohan'ny delegasiônina manokana hoy ny mpahay lalàna... ♦ Distrika Belo-Tsiribihina : nikatona nanomboka omaly mandritra ny fotoana tsy voafetra ny sekoly rehetra any an-toerana noho ny resaka fakana ankeriny mpianatra... ♦ Nanao antso amin'ny hanaovana hetsika fitadiavam-bola ho fanampiana ireo lasibatry ny ady ao Ukraine ny vondrona iraisam-pirenena...
♦ Fombafomba vaovao natao tao aorian'ny fanendrena ireo mpikambana vaovao mandrafitra Governemanta, ny fanaovana fianianana...
♦ Heloka manimba sy manohitra ny maha-olona ny ady, hoy ny Papa François, teo am-pamaranana ny vavaka Angélus… ♦ Any Etazonia, hotanterahina ny 18 sy ny 19 janoary ho avy izao ny alim-bavaka nasionaly ho an’ny fiarovana ny aina… ♦ Mila mpitantana ny fiantsoan’Andriamanitra, hoy ny Arsevekan’Antananarivo tamin’ny fankalazana ny fetin’ny Seminera Zandriny teny Ambohipo… ♦ Ny tenin’Andriamanitra sy ny fampianaram-pinoana no torina hoy i Mgr Jean Pascal Andriantsoavina, Evekan’ny Diôsezin’Antsirabe, tamin’ireo Diakra 25 vao nohamasinina…
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco