♦ Nilamina amin'ny ankompobeny ny fifidianana solombavambahoaka natao nanerana ny nosy afa-tsy ireo tranga vitsivitsy tamin'ny fari-pifidianana sy birao fandatsaham-bato vitsivitsy. Mbola anjakan'ny TIM sy ny IRMAR ny ao an-drenivohitra sy ny manodidina raha ny fironana taorian'ny fanisam-bato.... ♦ akon'ny fizotry ny fifidianana solombavambahoaka : ambany ny tahan'ny fandraisan'anjara tamin'io fifidianana io araka ny tatitra voarain'ny mpanara-maso SAFIDY omaly io... ♦ Nahafahana nanome tantsoroka hampivoharana azy sy nahitana lalam-barotra voavao ho an'ireo mpandraharaha madinika sy salantsalany ny tetik'asa F.C.C.I.D tetik'asa nifarana tanteraka rehefa naharitra dimy taona...

[audio src="/images/sounds/jma-20240530.mp3" background="#0099ffff"]

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...