♦ Efa vonona amin'ny fandraisana ny vahiny hanatrika ny fanamasinana Eveka amin'ny 13 ôktôbra 2024, ny Diôsezin'Ambatondrazaka... ♦ Tsy maintsy mitondra ny anjara birikiny, hoy ny Papa François, ireo mpandray anjara amin'ny fihaonana faharoa amin'ny Sinaody, mba ho tanteraka ny hoe Eglizy miara-dia... ♦ Nihaona tamin'i Sadyr Japarov, Filoham-pirenen'i Kirghizistan, ny Papa François ny maraina teo...

♦ Nandiso ny feo mandeha amin'ny fisian'ny mpanam-bola manohana ny vovonana Mouvement Gasikara, ny Solombavam-bahoaka Gascar Fenosoa... ♦ Mitohy ny ezaka ataon'ny JICA sy ny Minisiteran'ny Fanabeazam-pirenena, amin'ny alalan'ny tetikasa tantsoroka ho an'ny fitantanana sekoly, na ny TAFITA... ♦ Hotanterahana ny 5 hatramin'ny 7 nôvambra 2024, eny amin'ny Lapan'ny Kolontsaina sy ny Fanatanjahan-tena Mahamasina, ny fiadiana ny Tompondakam-pirenena eo amin'ny taranja ady totohondry...

♦ 102 amin'ireo antontan-taratasy maherin'ny 270 naroson'ny Mouvement Masikara, ho kandidà Ben'ny Tanàna, no neken'ny OVEC... ♦ Tombanana ho roa hatramin'ny dimy, ireo rivodoza mety hisy fiantraikany mivantana eto Madagasikara, raha ny vinavinan'ny Météo malagasy... ♦ Miroso ny famolavolana ilay paikadim-pirenena vaovao hiadiana amin'ny kolikoly. Kendrena hatolotra ny 9 desambra izao izany...

♦ Kasain'ny CENI hampidirina anaty lisi-pifidianana, ireo mpifidy tsy voasoratra anarana teo aloha. Nanatona sy nangata-panazavana teny Alarobia androany ny antoko TIM... ♦ Namoaka ny vinavina ho an'ny taom-pahavaratra ho avy io ny Foibe famantarana ny toetry ny andro androany. Rivodoza roa na dimy eo no handalo, ka hisy fiantraikany mivantana amin'i Madagasikara... ♦ Miroso ny famolavolana ilay paikadim-pirenena vaovao, hiadiana amin'ny kolikoly. Hiditra amin'ny dingana fahatelo izany, ka hisy ny fakan-kevitra isan-dohahevitra eto Antananarivo herinandro izao...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...