Alarobia 25 desambra 2019 — Ny nahaterahan'ny Tompo — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Lioka 2, 15-20 — "Voninahitra anie ho an'Andriamanitra any amin'ny avo indrindra ary fiadanana anie ho an'ny olona etý ambonin'ny tany fa nanehoany ny hatsaram-pony."
Talata 24 desambra 2019 — Herinandro fahefatra amin'ny Fiavian'ny Tompo — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Lioka 1, 67-79 — "Ry ilay Mpanjakan'ny firenena rehetra, avia ary vonjeo ny olona izay noforoninao tamin'ny vovo-tany".
Fibeazana ara-pahasalaman'ny tsirairay no antom-pisian'ny fandaharana. Atolotra ny fanabeazana, henoina sy fakafakaina ary hanapahan-kevitra.
Alatsinainy 23 desambra 2019 — Herinandro fahefatra amin'ny Fiavian'ny Tompo — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Lioka 1, 57-66 — "Ianao ilay Emanoela, mpanjaka sy mpanalàlana anay. Avia hamonjy anay ry Tompo Andriamanitray."
Notendren’ny Papa François ho Eveka’ny Diosezin’i Fenoarivo-Atsinanana i P. Mareck Ochlak, Lehiben’ny Fikambanana Oblats de Marie Immaculée, ao amin’ny Province Pologne amin’izao fotoana izao.
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco