♦ Andrasana ny anaran'ny praiministra vaovao faharoa ao anatin'izao fitondrana fanavaozana ny repoblikan'i Madagasikara izao, taorian'ny fampitsaharana tamin'ny asany ny praiministra teo aloha Rajaonarivelo Herintsalamana... ♦ Nivoaka ny didim-pitsarana avy amin'ny Filan-kevi-panjakana mandidy ny hamerenana ny fifidianana ben'ny tanàna ao Antananarivo-renivohitra sy nanafoanana ny vato azon'ny ben'ny tanàna am-perinasa... ♦ Velon-taraina ny tantsaha mpamboly "orge" any amin'ny Faritra Matsiatra-Ambony sy Amoron'i Mania noho ny fihenan'ny fidiram-bolan'izy ireo amin'ny alalan'ny famokarana amin'ity taona 2026 ity...
♦ Natsahatra amin'ny asany ny governemanta tarihin'ny praiministra Rajaonarivelo Herintsalama. Hiroso tsy ho ela ny fanendrena praiministra vaovao... ♦ Nivoaka androany ny didim-pitsarana avy amin'io Filan-kevi-panjakàna io mandidy ny hamerenana ny fifidianana ben'ny tanàna ao Antananarivo-renivohitra... ♦ Velon-taraina ny tantsaha mpamboly "orge" any amin'ny Faritra Matsiatra-Ambony sy Amoron'i Mania... ♦ Nampahafantarina ôfisialy, androany, ny fandaharam-potoanan'ny Papa Léon-XIV, any Monaco...
♦ Isany sakana tsy nahafahana nampandroso ny firenena Malagasy tamin'ireo fitondrana nifandimby teo aloha ny fisian'ny kolikoly hoy ny fikambanana A.E.M GP... ♦ Handray anjara amin'ireo dingana rehetra hirosoana amin'ny fifidianana eto Madagasikara ny antoko vaovao (RPMU) Fifohazan'ny Tia Tanindrazana Tafaray... ♦ Mangataka ny afahan'ny vehivavy mpiasa eto Madagasikara mitsahatra amin'ny asa, saingy misitraka fisotron-dronono feno eo amin'ny faha-55 taonany ny sendika FISEMARE... ♦ Manahy ny hiitaran'ny ady misy any amin'ny faritra Moyen-orient ny Papa Léon XIV...
♦ Nakotroka ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny zon'ny vehivavy omaly teny Anosy, nitarika izany ny vadin'ny filohan'ny fanavaozana ny repoblikan'i Madagasikara... ♦ Hanomboka ny fanarenana ny tanànan'i Toamasina, raha ny vonjy voina maika no natao tao anatin'izay iray volana izay, hoy ny filohan'ny fanavaozana ny repoblika tany Toamasina ny sabotsy teo... ♦ Miha-mitombo ny herisetra ara-nofo mianjady amin'ny vehivavy mpiasa eny amin'ny toeram-piasàna eto Madagasikara hoy ny FISEMARE... ♦ Nafana ny fifandonana, teo amin'ny Hezbolah sy ny commando an'ny tafika Israeliana tany Nabi Chit, alina...
• Hotanterahana ny alahady ho avy izao ny fanamasinana ho Eveka an'i Mgr Mariusz Kasperski, notendren'ny Papa Léon XIV, ho Eveka Mpanampy ao amin'ny Arsidiosezin'i Toamasina… •“Inoy izay vakianao, ampianaro izao inoinao, arahao izay ampianarinao”, io no lohahevitra hifanentanana sy hifampizarana mandritra ny fihaonamben'ny pretra diosezanina, hotanterahana ny 12 hatramin'ny 16 novambra 2026 any amin'ny Diosezin'Antsirabe… • Ny asa no fon'ny toekarena, hoy ny Ray masina, nandritra ny Audience générale, ny alarobia lasa teo…
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco