Ny vehivavy dia mandalina ny "8 marsa" satria zony no takiany mandritra io fotoana io. Misy anjara andraikitry ny lehilahy amin'ny fanomezana ny zo ho an'ny vehivavy. Ara-tarehimarika dia 65% ny vehivavy no iharan'ny herisetra ara-tsaina ary 85% herisetra ara-toekarena. Zon'ny vehivavy ny hamantatra ny sandan'ny fidiram-bolan'ny lehilahy. Any amin'ny laharana fahavalo amin'ny laharan'ny mpandova no misy ny vehivavy "vady" amin'ny zo maha mpandova. Ireo rehetra ireo dia santionany ka mandrisika antsika handalina ny zon'ny vehivavy sy ny 8 marsa...
♦ Mbola ao anatin'ny fakan-kevitra samihafa amin'ireo olona heveriny fa handrafitra ny governemanta ny filohan'ny repoblika, hatramin'ny androany maraina, hoy ny mpitondra tenin'ny governemanta... ♦ Hanaovana fitsirihana ara-teknika sy ara-tsiantifika ireo trondro maty, hita nitsingevana tao amin'ny reniranon'i Lanirano... ♦ Hamafisina ny fanohanana ireo hetsika hiadiana amin'ny tsy fanjarian-tsakafo sy ny fanatrarana ny fahaleovan-tena ara-tsakafo hiarahana amin'ny FAO, PAM, FIDA...
Ny teny hoe " fampianarana momba ny fiaraha-monina sy ny sôsialy " dia efa nisy hatramin'ny Papa Pie XI, enti-milaza ny "antontan-tsoratra mirakitra ny fampianarana mikasika ireo loha-hevitra manan-danja eo amin'ny lafiny sôsialy (PieXI, Quadragesimo anno, 1931, n°-87). Katesizy momba ny pastoraly sôsialy, iarahana amin'i P. Randrianomenjatovo Fenohasina Dorysse.
Alarobia 16 marsa 2022 — Herinandro faharoa amin'ny Karemy — Ny Teninao, ry Tompo, dia fanahy sy fiainana; Ianao no manana ny teny mahavelona mandrakizay — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 20, 17-28
• Hotanterahana ao amin'ny kianjan'ny Kolejy Masina Misely Amparibe ny alahady 21 septambra 2025, ny fanamasinana ho Eveka an'i Mompera Mamiarisoa Modeste Randrianifahanana... • Nankalaza ny fanandratana ny Hazofijaliana Masina ny Diosezin'i Port-Bergé... • Mamelona indray ny fanantenana ny famafana ny ranomaso, hoy ny Papa Léon XIV, tamin'ny fankalazana ny Jobilin'ny Fanalana Alahelo...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco