Sabotsy 19 marsa 2022 — Masindahy Josefa, vadin'i Masina Maria Virjiny — Sambatra izay monina ao an-tranonao, ry Tompo, ka midera Anao mandrakizay — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Lioka 2, 41-51a

♦ Nipoaka ny baomba mandatsa-dranomaso teny Ankatso androany. Nitokona ny ampahany tamin'ireo mpianatra teny amin'ny Oniversiten'Antananarivo, nitaky ny vatsim-pianarana... ♦ Hanorina farihy artifisialy lehibe, hitehirizana rano amin'ny faritra roa ambin'ny folo eto Madagasikara ny eo anivon'ny Minisiteran'ny Rano sy ny Fanadiovana ary ny Fidiovana... ♦ Tsy handefitra amin'ireo olona mpitrandraka na mpanondrana antsokosoko ny harem-pirenena ny ao amin'ny Minisiteran'ny Tontolo iainana...

♦ Nanentana ny Eveka rehetra maneran-tany ny Papa François, mba hiombom-bavaka ho an'ny fiadanana sy ny fandriampahalemana, ny 25 marsa 2022, fankalazana manetriketrika ny Filazan'ny Anjely... ♦ Nomarihana tao Port-Bergé ny faha-70 tao nahatongavan'ny Sœurs Sacré-Cœur de Jésus et de Marie, teto Madagasikara... ♦ Nitafa tamin'ny Papa François tamin'ny alalan'ny visioconférence ny Patriarkan'i Moscou...

Mampitombo ny fahalalany sy ny traikefany hanatsaràna ny seha-pamokarana ilofosany, ao amin'ny Ivon-toeram-piofanana momba ny fampandrosoana sy ny fahavitan-tena eny amin'ny tontolo ambanivohitra na ny CEDAR Ezaka Maintso, ireo tantsaha ao amin'ny kaominina Ivato sy Kaominina Talatamaty ato amin'ny distrika Ambohidratrimo.

[Miara-dàlana] Zoma 19 septambra 2025

• Hotanterahana ao amin'ny kianjan'ny Kolejy Masina Misely Amparibe ny alahady 21 septambra 2025, ny fanamasinana ho Eveka an'i Mompera Mamiarisoa Modeste Randrianifahanana... • Nankalaza ny fanandratana ny Hazofijaliana Masina ny Diosezin'i Port-Bergé... • Mamelona indray ny fanantenana ny famafana ny ranomaso, hoy ny Papa Léon XIV, tamin'ny fankalazana ny Jobilin'ny Fanalana Alahelo...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...