♦ Omena 2 volana hitsaràna azy ireo ministra vao notendrena ary hoesorina avy hatrany izay tsy mahavita ny asany hoy ny filohan'ny fanavaozana ny repoblikan'i Madagasikara... ♦ Niatrika avy hatrany ny filan-kevitry ny ministra sy ny filan-kevitry ny governemanta ireo ministra vao notendrena omaly... ♦ Tsy mankasitraka intsony ny hitsabahan'i La-Frantsa amin'ny raharaham-pirenena Malagasy, ireo olom-pirenena nanao hetsika teo anoloan'ny masoivoho Frantsay teny Ambatomena, omaly Talata 28 oktobra 2025...

Tanjon'ny Sacrosanctum Concilium : fanavaozana ny Lijorjia mba ho loharanon'ny fiainam-panahy sy fandraisan'ny vahoaka anjara, nanamarika izany ny daty 4 desambra 1963. Ny hevitra fototra dia kristy no miasa ao amin'ny Litorjia ; ny vahoaka rehetra mandray anjara mavitrika. Vokatra lehibe : Fiteny teratany amin'ny Missel...Katesizy momba ny tantaran'ny foto-pampianarana litorjia ao amin'ny Konsily Vatikana-II, iarahana amin'i P. Randriamanamahenina Robert Marie.

• Nijoro androany ny Governemantan'ny Praiminisitra Herintsalama Rajaonarivelo, ahitana mpikambana 29. Omena roa volana ireo Minisitra vaovao, hoy ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara, ny Kolonely Randrianirina Michaël... • Mitaky ny hametrahana olona ao aminy hisahana ireo andraikitra samihafa ao aminy ny Sendikan'ny Mpiasan'ny Fambolena sy ny Fiompiana. Mitaky ny hanomezana ny zo feno tokony hositrahan'ireo mpiasam-panjakana mandeha misotro ronono, ny Sendikan'ny Mpiasam-panjakana Misotro ronono ao amin'ny Minisiteran'ny Fitantanam-bola... • Tsy mankasitraka intsony ny hitsabahan'i Lafrantsa amin'ny raharam-pirenena eto Madagasikara, ireo olom-pirenena Malagasy saro-piaro amin'ny fiandrianam-pirenena...

♦ Ampahafantarina amin'izao antoandro izao eny amin'ny Lapam-panjakàna Iavoloha ireo ministra mpikamban'ny Governemanta vaovao. Mpanao politika maromaro no tazana mandrafitra izany... ♦ Nisy andian'olom-pirenena nilanja sora-baventy teny anoloan'ny Ambasady Frantsay ny antoandro teo. Aoka tsy hitsabahan'i Lafrantsa intsony ny fitantanana ny firenena Malagasy hoy izy ireo... ♦ Mitaky ny hanesorana ny Tale jeneralin'ny JIRAMA ny Sendikàn'ny mpiasan'ny angovo sy rano malagasy. Mandrahona hitarika ho any amin'ny fitokonana ihany koa izy ireo... ♦ Nampiakatra ny raharaha nanamelohana an'ingahy Jair Bolsonaro higadra ny mpisolovava azy...

[Miara-dàlana] Zoma 6 novambra 2026

• Hotanterahana ny alahady ho avy izao ny fanamasinana ho Eveka an'i Mgr Mariusz Kasperski, notendren'ny Papa Léon XIV, ho Eveka Mpanampy ao amin'ny Arsidiosezin'i Toamasina… •“Inoy izay vakianao, ampianaro izao inoinao, arahao izay ampianarinao”, io no lohahevitra hifanentanana sy hifampizarana mandritra ny fihaonamben'ny pretra diosezanina, hotanterahana ny 12 hatramin'ny 16 novambra 2026 any amin'ny Diosezin'Antsirabe… • Ny asa no fon'ny toekarena, hoy ny Ray masina, nandritra ny Audience générale, ny alarobia lasa teo…

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...