♦ Andrasana ny valin'ny fanamarinana fanindroany ny fitiliana ireo olona 35 voalaza fa mitondra ny tsimok'aretina Coronavirus omaly... ♦ Tsy maintsy atao hy fanadihadiana anatiny miaraka amin'ny manam-pahaizana manokana na ny virologue ao amin'ny Institut Pasteur... ♦ Mitaky fanazavana avy amin'ireo Kaompania mpandraharaha momba ny solika ny mpiaro ny zon'ny mpanjifa RNPC...
♦ Miantso ny olom-pirenena tsy ankanavaka hitondra ny anjara birikiny amin'ny fanarenana ny toe-karena sy ny sôsialy eto amin'ny firenena Andriamatoa Fetison Rakoto Andrianiriana... ♦ Mampirisika hatrany amin'ny tokony hisian'ny dinika eo amin'ny tontolon'ny asa ny Sendikan'ny Mpanara-maso ny asa SAIT... ♦ Maro amin'ireo olona manana aretina mitaiza no tsy afaka manaraka na manapaka ny fitsabon-tenany noho ny fisian'ny fihibohana...
♦ Nitombo tsy toa ny isan'andro ny isan'ny olona voatily ary voamarina ho mitondra ny Coronavirus araka ny tatitra ôfisialy... ♦ Ampitomboina ny isan'ny olona atao fitiliana amin'ny Coronavirus any Toamasina... ♦ Hihamafy ny fampihatrana ny fepetra mandritra izao hamehana ara-pahasalamana izao hoy ny Préfet an'Antananarivo...
Zoma 08 mey 2020 — Herinandro fahefatra amin'ny Paka — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Joany 14, 1-6 — Nitsangan-ko velona i Kristy, ka tsy maty intsony, tsy manan-kery amin'ny intsony ny fahafatesana.
Noho ny fetin'ny Noely, Fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'i Kristy Mpamonjy an'izao tontolo izao, dia manafatra ary miray soa ho antsika i Mompera Bizimana Innocent, Lehiben'ny Salezianin'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maorisy.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2024 Radio Don Bosco