♦ Mbola tsy voafaritra hatramin'izao ny datin'ny fanadinam-panjakana na dia efa tontosa aza ny fisafidianana farany ny laza adina ho an'ny CEPE 2020... ♦ Manambana ny handray fepetra ambonimbony kokoa ny Fikambanan'ny Taxi FATAR raha tsy misy ny vahaolana avy amin'ny Kaominina Antananarivo Renivohitra... ♦ Olona telo kosa no maty ary telo hafa naratra mafy vokatry ny lozam-pifamoivoizana tany Moramanga...
♦ Niampy iray indray ny olona maty tsy nahatohitra ny Coronavirus. Renim-pianakaviana iray bevohoka izay voatery nodidiana izy io... ♦ Nesorina teo amin'ny toerana maha Ministry ny Fanabeazam-pirenena azy Ramatoa Rijasoa Andriamanana, noho ilay resaka vatomamy ho an'ny mpianatra... ♦ Mirongatra ny tsy fandriampahalemana any Ambovombe Androy...
Zoma 05 jona 2020 — Herinandro fahasivy mandavantaona — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Marka 12, 35-37 — Ny fitsipikao, ry Tompo, mahafaly ny fo ; ny baikonao mazava manilo ny maso.
Manameloka ny endri-panavakavahana rehetra ary nananatra ny mponina any Etazonia noho ny fisian’ny herisetra izay manimba ny rehetra i Papa François tamin’ny “Audience Générale” notanterahany tao amin’ny lapa apôstôlikan’i Vatican, omaly.
Noho ny fetin'ny Noely, Fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'i Kristy Mpamonjy an'izao tontolo izao, dia manafatra ary miray soa ho antsika i Mompera Bizimana Innocent, Lehiben'ny Salezianin'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maorisy.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2024 Radio Don Bosco