Alahady 12 aprily 2020 — Alahady Paka — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Lioka 28, 1-10 — Efa voavono i Kristy izay Paka ho antsika ao amin'ny Tompo.

♦ Famonoana ny orinasa malagasy ny fitakian'ny fanjakana hetra amin'izao fotoan-tsarotra diavin'ny firenena izao hoy Andriamatoa Serge Zafimahova... ♦ Tsy mba voatonona ao amin'ireo sokajin'olona nahazo sy hahazo ny fanampiana avy amin'ny fanjakana amin'izao fampiharana ny fepetran'ny fihibohana izao ny olona manana fahasembanana...

♦ Ny fibanjinana ny fijaliana sy ny fahafatesan'i Jesoa Kristy no nifantohan'ny vavaka notanterahana omaly Zoma Masina teny amin'ny Katedraly Andohalo... ♦ Nisy olona sivy vaovao indray voamarina ho mitondra ny tsimok'aretina Coronavirus ka nampiakatra ny tarehimarika ho 102. Ny 91 tsaboina eny amin'ny hôpitaly, ny 11 kosa no sitrana...

Sabotsy 11 aprily 2020 — Sabotsy Masina — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 28, 1-10.

[Miara-dàlana] Alatsinainy 22 septambra 2025

• Sarotra ny mitory kanefa meteza hanoha riana, hoy ny fampianarana nentin'i Mgr Marie Fabien Raharilamboniaina, Filohan'ny Fivondronamben'ny Evekan'i Madagasikara, nandritra ny toriteny nataony tamin'ny fanamasinana ho eveka an'i Mgr Mamiarisoa Modeste Randrianifahanana... • Miisa 564 mianadahy ireo andiany, nisalotra ny anarana Masindahy Augustin, navoaka tamin'ny sabotsy 20 septambra 2025, avy eo anivon'ny Mpikabary Katolika... • Tantano amim-pirahaliana sy amim-pahendrena ireo haren'ny tany, hoy ny Papa Léon XIV, tamin'ny fandalinam-pinoana nataony nandritra ny Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...