♦ Mbola tsy nisy fampahafantarana ôfisialy hatramin'izao ny fizotry ny fanamarihana ny fetim-pirenena amin'ny 26 jona izao. Voalaza kosa fa hatao amin'ny tolak'andro ny matso eny Mahamasina... ♦ Niakatra roapolo ny isan'ny orinasa nitsangana eto Madagasikara raha mihoatra ny tamin'ny taona 2020, hoy ny tatitry ny EDBM... ♦ Misy indray ny fakàn-kevitra amin'ny mpisehatra voakasika momba ny fantsaràna ny teti-pivoaran'ny fanabeazana na ny PSE...
♦ Tsy tafahaona tamin'ny ministry ny raharaham-bahiny omaly ireo fikambanana sy antoko hiresaka momba ny raharaha "Iles éparses"... ♦ Afaka tamin'ny raharaha nanenjehina azy teo anivon'ny PAC Ramatoa Clémence Raharinirina. Omaly no nivoaka ny didim-pitsaràna... ♦ Niray feo tamin'ny mpianatra tany amin'ny Oniversiten'i Toliara ny fikambanan'ny mpianatra avy amin'ny faritra 11 eny amin'ny Cité Ankatso. Nanao fanambaràna izy ireo omaly...
Talata 22 jona 2021 — Herinandro faharoa ambin'ny folo mandavantsaona — Ny teninao, ry Tompo, no fahamarinana, ankamasino amin’ny fahamarinana izahay — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 7, 6. 12-14
♦ Afaka noho ny fisalasalana androany i Clémence Raharinirina, tao aorian'ny fiakarany teny amin'ny PAC... ♦ Tsy tafahaona mivantana tamin'ny Minisitry ny Raharaham-bahiny androany, ireo fikambanana sy antoko pôlitika mitaky ny Nosy malagasy. Soso-kevitra naroso'izy ireo ny mba hanoloran'ny fanjakana vahaolana azo tsapain-tanana...
• Ho kristianina mitondra hazavana sy hafanana, hanome hafaliana sy fanantenana ho an'ny hafa. Izany hafatry ny Arsevekan'Antananarivon, nandritra ny fankalazana ny Andron'ny Diosezin'Antananarivo... • Nitombo roa indray ny pretra Saleziana Don Bosco. Notanterahana omaly, tany Betafo, ny fanamasinana azy ireo... • Nanatanteraka ny Andro Voalohany ho an'ny Ankizy tao amin'ny Diosezin'i Farafangana, nanomboka ny 22 hatramin'ny 25 aogositra 2025...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco