♦ Androm-pahasoavana ho an'ny Eglizy katolika ny 15 mey 2022, fotoana nanandratana ho olomasina ireo olontsambatra 10 ka isan'izany i Fr Charles de Foucauld, i Mompera Guistino Russolillo... ♦ Fianakaviana Malagasy hatrany amin'ny 1.190.000 farafahakeliny no kendrena ahazo tany, amin'ny alalan'ny fanomezana kara-tany azy ireo, anatin'ny taona iray, hoy ny ministry ny fanajariana ny tany sy ny fananan-tany... ♦ Ny sabotsy teo ihany dia efa nilamina ny any amin'ny Bazarin'i Manakara, taorian'ny sahotaka nisy tamin'io andro io...
♦ Nikatona omaly ny fanavaozana ifotony ny lisi-pifidianana fanao isan-taona. Niakatra 1,91% ny olona voasoratra anarana, raha ny lisitra vonjy maika navoakan'ny CENI tamin'ny 28 febroary 2022 teo... ♦ Mila mametraka ny Masoivoho Malagasy eo anivon'ny Firenena Mikambana i Madagasikara, raha mbola te hanohy ny fitakiana ireo nosy manodidina, araka ny hevitry ny antoko Madagasikara ho an'ny Malagasy... ♦ Mizotra araka ny tokony ho izy ny andrana ara-teknika ataon'ny orinasa mpamokatra siramamy any Antanifafy, any Mahajanga Faharoa...
Ny fandrosoan'ny sasany dia tsy ho vato misakana ny fivoaran'ny hafa, na hanararaotana hanandevozana azy. Aza hadinoina fa ny fakam-panahy hangoron-karena dia efa misy hatrizay. Tenin'ny Kristy ny hoe " katsaho aloha ny fanjakan'Andriamanitra sy ny fahamarinany". Katesizy momba ny soa iombonana sy ny fiharian-karena, iarahana amin'i P. Marcel Ranivomanalina.
Alatsinainy 16 mey 2022 — Herinandro fahadimy fankalazana ny Paka — Raha niara-nitsangana tamin’i Kristy ianareo, dia ny zavatra any ambony, amin’izay itoeran’i Kristy eo ankavanan’Andriamanitra, no katsaho — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Joany 14, 21-26
• Hotanterahana ny 16 sy 17 aogositra 2025 ny Jobily Nasionaly ho an'ny olom-boatokana... • Ny 22 hatramin'ny 24 aogositra 2025 no hanatanterahana ny “Lasy Fanantenana” ho an'ny Fanilon'i Madagasikara... • Nasandratra ho eo amin'ny laharan'ny Olontsambatra tamin'ny alahady 15 jona 2025 i Floribert Bwana Chui, tanora Congolais maty martiry teo amin'ny faha-26 taonany...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco