♦ Ny fibanjinana ny fijaliana sy ny fahafatesan'i Jesoa Kristy no nifantohan'ny vavaka notanterahana omaly Zoma Masina teny amin'ny Katedraly Andohalo... ♦ Nisy olona sivy vaovao indray voamarina ho mitondra ny tsimok'aretina Coronavirus ka nampiakatra ny tarehimarika ho 102. Ny 91 tsaboina eny amin'ny hôpitaly, ny 11 kosa no sitrana...
Sabotsy 11 aprily 2020 — Sabotsy Masina — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 28, 1-10.
♦ Miantso ny kristianina lahika handray andraikitra any amin'ny fiaraha-monina misy azy manoloana ny fiatrehana ny Coronavirus ny ray aman-dreny eto amin'ny diosezin'Antananarivo... ♦ Tsy hisy ny taona fotsy ho an'ireo mpianatra hiatrika ny fanadinana Baccalauréat amin'ity taona ity...
♦ Nahatsiaro ny namoronan'i Jesoa Kristy ny Eokaristia na ny Fanasan'ny Tompo omaly ny kristianina. Tamin'ny alalan'ny fotoam-bavaka tsy natrehanam-bahoaka teny amin'ny FLM 67Ha no nanehoan'ny FFKM izany... ♦ Tsy nahitana olona nitondra ny Coronavirus tamin'ny fitiliana natao omaly. Mijanona ho 93 ny isan'ireo olona mitondra ny tsimok'aretina...
Notendren’ny Papa François ho Eveka’ny Diosezin’i Fenoarivo-Atsinanana i P. Mareck Ochlak, Lehiben’ny Fikambanana Oblats de Marie Immaculée, ao amin’ny Province Pologne amin’izao fotoana izao.
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco