♦ Natolotry ny Praiministra Ntsay Christian omaly ny drafitra ho fanarenana ny toe-karem-pirenena eto Madagasikara... ♦ Nitombo 61 indray ireo olona voatily fa nahitana ny tsimok'aretina Coronavirus eto Madagasikara... ♦ Hanohy ny fitaikana ireo Nosy malagasy manodidina indray ny Antoko Otrikafo...
Ilaina ny fanomezana fanabeazana ny zanaka amin'ny fampafantarana azy ireo ny lafim-piainana. (17-06-2020)
Alakamisy 18 jona 2020 — Herinandro faha-11 mandavantaona — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 6, 7-15 — Efa nataoko hoe sakaiza ianareo, hoy ny Tompo, satria efa nambarako taminareo avokoa izay rehetra reko tamin'ny Ray.
♦ Misy paik'ady telo anatin'ny drafitra ho fanarenana ny toe-karem-pirenena eto Madagasikara... ♦ 61 ireo tranga vaovao voatily fa nahitana ny tsimok'aretina Coronavirus araka ny tatitra androany... ♦ Maherin'ny 2 tapitrisa ny olona misitraka ny tombon-tsoa amin'ny hetsika fisorohana sy ady amin'ny Covid-19, vokatry ny fanohanan'ny UNICEF ny Ministeran'ny Rano...
Noho ny fetin'ny Noely, Fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'i Kristy Mpamonjy an'izao tontolo izao, dia manafatra ary miray soa ho antsika i Mompera Bizimana Innocent, Lehiben'ny Salezianin'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maorisy.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2024 Radio Don Bosco