05 jona — I Masindahy Boniface resahana eto dia ilay arseveka tao Mayence, maty martiry tamin’ny 754. Teraka tao Crediton tao Angletera tamin’ny 680 i Masindahy Boniface fa mbola Winfrid moa no anarany tamin’izany. Nisy aretina nahery vaika nahazo azy tamin’izany fotoana izany. Izy anefa efa naniry handeha hiditra hitoka-monina fa tsy navelan’ny ray aman-dreniny.
I Jesoa Kristy no nanorin ny Eglizy tamin'i Piera sy ny Apôstôly, Kristy no lohany ary i Piera no filohany hita maso miaraka amin'ireo Apôstôly 12 lahy, izay vato fototra. Nanana fahefana tsy azo nolavina ny Apôstôly teo amin'ny Eglizy satria nomen'i Jesoa azy ireo izany, ary nampiariny tamin'ny alalan'ny fiaraha-mitantana ; ireo eveka amin'izao fotoana izao no dimbin'ireo... Katesizy momba ny konsily vatikana-II, rafitra, iarahana amin'i P. Justolat Rafaralahimboa.
♦ Miantso ireo tompon'andraikim-panjakàna rehetra voakasika amin'ny fahatapahan-jiro lava reny manerana ny nosy hametra-pialàna rehefa tsy mahita vahaolana ny solombavambahoaka Rajerison Antoine... ♦ Mitohy mandraka ankehitriny ilay resaka fanangonan-tsonia fangatahana ny hanesorana ny Ministra Caoch ao amin'ny Faritra Boeny, izay tsy iza fa ny Ministry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ataon'ireo olom-boafidy any an-toerana... ♦ Hitohy anio alarobia ny fitsidihana ara-panjakàna ataon'ny filoha an'i Slovenie eto Madagasikara ka isan'ny fandaharam-potoanany ny fitsidihana eny Bemasoandro Toby Ankamasoa tantanan'i Père Pedro...
04 jona — Teraka tao Lyon tokony ho tamin’ny taona 447 i Clotilde. I Chilpéric II, mpanjakan’i Burgonde no rainy ary i Carétène kristianina no reniny. Nobeaziny tamin’ny hatsaram-panahy sy fanajana ny martiry tao Lyon i Clotilde indrindra fa ny fanajana an’i Masimbavy Blandine izany.
• Manatanteraka fitsidihana any amin'ny Diosezin'i Mananjary ankehitriny, ny Nonce Apostolique an'i Madagasikara. Ao anatin'izany no hankalazana ny faha-150 taonan'ny Fikambanana Société du Verbe Divin... • Mpivahiny masina miisa 4.500 no niatrika ny JMJ tao amin'ny Diosezin'i Fianarantsoa, izay nifarana ny alahady lasa teo... • Tsy ny manome ihany, fa ny fianarana mangataka ihany koa ny fitiavana, hoy ny Papa Léon IXV tamin'ny fampianarany ny alarobia 3 septambra 2025, tao anatin'ny Audience générale...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco