♦ Niampy enina indray omaly ny olona mararin'ny Covid-19 no sitrana... ♦ Nahazo fitaovam-pitsaboana sy fiarovan-tena milanja 2,7 taonina avy amin'ny Fondation Jack Ma sy ny OMS indray i Madagasikara... ♦ Nambaran'ny manam-pahaizana momba ny varika eto Madagasikara fa tsy Coronavirus akory no nahafaty izao varika tao Vakoana Andasibe...
Alakamisy 16 aprily 2020 — Alakamisy amin'ny havaloanandron'ny Paka — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Lioka 24, 35-48 — Ity no andro nataon'ny Tompo, ka mifalia sy miravoa isika.
♦ Hatramin'ny androany antoandro, olona 29 no efa sitrana soa aman-tsara, kanefa voan'ny Coronavirus teto Madagasikara... ♦ Jerena avokoa ny fomba rehetra hanamaivanana araka izay azo atao ny fiainan'ny Malagasy amin'izao anatin'ny fihibohana, tsy ahafahana mivoaka ny trano izao... ♦ Tsy misy ahiana fa efa mahazo ny fitsaboana sahaza azy ireo olona roa mpiasan'ny fahasalamana...
♦ Nanatevim-pahalala momba ny fanatsarana ny fandraisana ny fanontaniana sy ny fitarainan'ny vahoaka ao amin'ny antso 910 ny mpiasa ao amin'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka... ♦ Misy amin'ireo voafonja ao amin'ny fonjan'Ambalatavoahangy any Toamasina no natoka-monina... ♦ Miantso ireo mpiasa tratran'ny antsojay amin'izao vanim-potoana sarotra iainan'ny firenena izao ny SEKRIMA mba hampandre azy ireo...
Noho ny fetin'ny Noely, Fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'i Kristy Mpamonjy an'izao tontolo izao, dia manafatra ary miray soa ho antsika i Mompera Bizimana Innocent, Lehiben'ny Salezianin'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maorisy.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2024 Radio Don Bosco