Ny fahaizana mandanjalana ny fikoloana ny vatana, ny saina ary ny fanahy dia mahazo hasambarana ihany. Misarika ny sain'ny tanora rehetra ihany koa mba hiverina hijery sy hiaina ny hasambarana valo, ohatra : Sambatra ny mahantra am-panahy fa izy no handova ny tany. Katesizy momba ny fikoloana ny fahaiza-manao, iarahana amin'i P. Ralison Raphaël Eugène.
Alakamisy 5 aogositra 2021 — Herinandro fahavalo ambin'ny folo mandavantaona — Ny teninao, ry Tompo, dia fanahy sy fiainana; Ianao no manana ny teny mahavelona mandrakizay — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 16, 13-23
♦ Ny akon'ny fisehoana voalohany : ireo olona voasaringotra tamin'ny Appollo 21 teo anivon'ny fampanoavana... ♦ Miavaka tamin'ny andiany hafa teo alohany fomba fiasa tamin'ny FIER Mada andiany faha-22, izay nanomboka androany, teny amin'ny kianja Makis Andohatapenaka... ♦ Manambana ny hitokona indray rahampitso ireo mpitatitra entana amin'ny fiara vaventy. Hihatra manomboka rahampitso koa ny vidiny farany ambany 500Ariary amin'ny saribao...
♦ Trano 250 no may kila hotohoton'ny afo, Anarivony ny tra-boina tsy manan-kialofana, vokatry ny hain-trano nitranga tao amin'ny Fokontany Masindrano-Mananjary... ♦ Hamoraina sy hampiasàna ny teknôlôjia môderina manomboka izao ny fandraisana ny mombamomba ny mpandeha amin'ny taxi-brousse na ny famenoana ny Manifold... ♦ Nivoaka omaly ny didim-pitsarana momba ny fitoriana nataon'ireo mpisolovava miisa 3, niampanga ny holafitry ny mpisolovava tamin'ny fifidianana sy fanendrena ny solontenan'io holafitra io ao amin'ny CNIDH...
Ry kristianina havana tafavory marobe eto amin’izao Pelerinazy nasionaly izao sy ianareo maraca izany any an-trano amin’ny haino aman-jery. Velom-pankasitrahana anareo rehetra izahay Evekan’I Madagasikara, Raiamandreninareo, amin’izao havoriana maro be namalianareo ny antso avy aminay sy ny fiainanareo ny aim-panahy jobily natoron’I Papa Fransoa izao. Miaraka aminareo izahay mbola mamerina ny tononkiran’I Maria hoe “mankalaza ny Tompo ny Fanahiko” sy ny hoe “inona no havaliko ny Tompo fa maro dia maro ny soa nataony?”....
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco