♦ Olona 26 vaovao indray no voatily fa mitondra ny tsimok'aretina Coronavirus raha ny tatitra omaly... ♦ Nohamafisin'ny Filoham-pirenena omaly fa tsy azon'ny fiara mitondra olona ivezivezena mihitsy any amin'ny faritra Atsinanana... ♦ Isan'ny antony tsy mampahomby ny ady atao amin'ny Coronavirus ny tsy fifampitokisana eo amin'ny vahoaka sy ny mpitondra...
Alakamisy 28 mey 2020 — Herinandro fahafito amin'ny Paka — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Joany 17, 20-26 — Raha niara-nitsangana tamin'i Kristy ianareo, dia ny zavatra any ambony amin'izay itoeran'i Kristy eo ankavanan'Andriamanitra no katsaho.
♦ Toerana vaovao nahitana olona mitondra ny tsimok'aretina Coronavirus indray Ankazondandy Manjakandriana, Amborompotsy Talatamaty... ♦ Tsy CVO amin'ny endrika tsindrona akory ilay fanafody anaty "essai clinique" amin'izao fotoana izao fa fanafody hafa mihitsy... ♦ Dahalo dimy no maty voatifitry ny mpitandro ny filaminana tany amin'ny kaominina Ifotaka distrik'Amboasary Atsimo...
♦ Mandray andraikitra goavana amin'ny ady atao amin'ny fiparitahan'ny valan'aretina Coronavirus eto Madagasikara ny Tafika Malagasy... ♦ Velom-panahiana amin'ny mety ahatongavan'ny Coronavirus any aminy ny mponina any amin'ny distrikan'i Mandritsara faritr'i Sofia manoloana ny fisian'ny tranga telo ao Andilamena...
Notendren’ny Papa François ho Eveka’ny Diosezin’i Fenoarivo-Atsinanana i P. Mareck Ochlak, Lehiben’ny Fikambanana Oblats de Marie Immaculée, ao amin’ny Province Pologne amin’izao fotoana izao.
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco