Ao amin'ny Testamenta Taloha dia in-telo ihany no ampiasaina ny teny hoe " Ry Tompo Andriamanitr'i Abrahama sy i Isaaka ary i Israely" indrindra ny teny hoe "Israely". Tari-dalana amin'ny Eokaristia Masina izay fanaontsika ny Sorona nataon'i Elia 1 Mpanjaka 18, 20,-39. "Valio aho ry Tompo, valio aho". Olona manan-daza tamin'ny fomba fivavahana i Elia, nanohitra ny tsy rariny. Ny vavaka no maniraka antsika hanompo ny manodidina. Katesizy momba ny vavak'i Elia, iarahana amin'i P. Ramamonjisoa Herizo Elie.

16 aogositra 2024 — Zoma, Herinandro Tsotra fahasivy ambin'ny folo Mandavantaona — Ampianaro ahy, ry Tompo, ny soritrao ary tariho ho amin’ny fahamarinana aho — Evanjely Masina nosoratan’i Masindahy Matio (Mt. 19, 3-12)

Amin'ny vavaka nataony i Elia dia niantso ny Andriamanitry ny razany izay nanao fanekem-pihavanana tamin'izy ireo ary tsy mitsahatra manavao mandrakariva ny fampanantenana tao amin'izany fanekem-pihavanana izany. Tsy hoe nanangana ny ôtelin'ny Tompo fotsiny izy fa nitarika ny vahoaka hanana jery todika amin'ny efa lasa ary nanampy azy ireo mba handeha lavidavitra amin'izay fanomezan-danja ny lasa izay. Katesizy momba ny vavak'i Elia, iarahana amin'i P. Ramamonjisoa Herizo Elie.

15 aogositra 2024 — I Masina Maria Virjiny nampakarina any an-danitra — Fankalazana manetriketrika — Nampiakarina any an-danitra i Maria, ka mifaly ny tafiky ny Anjely — Evanjely Masina nosoratan’i Masindahy Lioka (Lk. 1, 39-56)

[Miara-dàlana] Alatsinainy 25 nôvambra 2024

  • Samy nanana ny nanamarihana ny Andro maneratan-tany ho an'ny Tanora ny isan-diôsezy, ny isan-distrika ary ny isam-paroasy, omaly Alahadin'i Kristy Mpanjaka...
  • Manao ezaka ho fanatsararana ny kalitaon'ny fanabeazana omena ireo zanaky ny Fiangonana manovo fanabeazana eny amin'ny Sekoly Katôlika ny eto Mdagasikara sy ny any amin'ny Diôsezy. Isan'izany ny eto amin'ny Diôsezin'Antananarivo...
  • Mitoetra ao amin'ny teny marina sy mandaitra ny fahefana maha Mpanjaka an'i Jesoa, hoy ny Papa François tamin'ny fampianarana nataony talohan'ny vavaka Angelus, ny alahady 24 nôvambra 2024...
Tohiny...

Famantarana ny fitiavan'Andriamanitra antsika ny Noely

Noho ny fetin'ny Noely, Fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'i Kristy Mpamonjy an'izao tontolo izao, dia manafatra ary miray soa ho antsika i Mompera Bizimana Innocent, Lehiben'ny Salezianin'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maorisy.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...