• Mihenjan-droa ny tady eo amin'ny Minisiteran'ny Fanabeazam-pirenena sy ny Sekoly tsy miankina, momba ny fampiharana ilay fandaharam-panabeazana vaovao amin'ity taom-pianarana ity... • Tafajoro ary nampahafantarina ny vahoaka androany tolakandro, tetsy amin'ny Kianja Sentetika Ambohidratrimo, ny VFM Vovonan'ny Fihavaozan'i Madagasikara... • Ho fitsinjovana ny mpanjifa, manoloana ny mety ho fidangan'ny vidim-bary amin'ny fotoana maitso ahitra, no antony nanapahana ny hevitra tamin'ny Filankevitry ny Minisitra ny fampiatoana vonjy maika ny fangalana haba amin'ny vary afarana avy any ivelany...
• Misokatra ny fanenjehana ara-pitsarana ny Filoha teo aloha Andry Rajoelina, herintaona sy iray volana sy iray andro, taorian'ny nialany teto Madagasikara... • Na dia manamora ny fanehoan-kevitra sy ny fifandraisana aza ny fampiasana ny tambajotram-piarahamonina, dia ilana fitandremana lehibe ny fikirakirana izany, hoy ny ONG CID... • Miantso tolo-tanana amin'ny hahafahany hiatrika ny fifaninanana iraisam-pirenena momba ny “robot” hatao any Korea Atsimo, ny Ekipa Karoka, solontena malagasy...
• Andrasana anio, aorian'ny fihaonana amin'ny Minisitera tompon'andraikitra, ny fapahan-kevitry ny sekoly tsy miankina manoloana ny fandaharam-pibeazana vaovao... • Hentitra ny Minisiteran'ny Fitaterana nilaza fa manana hatramin'ny alarobia izao, hifindrana eny Amoronakona ireo mpitatitra eny amin'ny Fasan'ny Karana... • Ady seza sy tombon-tsoa no tena mahamaika ireo mpanao politika nitondra soson-kevitra teny Iavoloha, fa tsy ny fanavaozana ny firenena notakiana teny an-kianja, hoy ny Diovy i Madagasikara Antsakaviro...
• Nokasaina hodorana ny fonjan'i Tsiafahy, ahafahan'ny Kolonely Patrick mitsoaka. Namoaka porofo ny fisian'izany tamin'ny horonan-tsary ny Minisiteran'ny Fitsarana androany... • Niova hevitra ny fanjakana momba ny toby fiantsonana Fasan'ny Karana. Tsy maintsy mifindra eny Amoronakona avokoa ireo fiara mpitatitra rehetra miasa eny an-toerana, hoy ny Minisitry ny Ftaterana androany... • Nampiato ny hetsika fanairana androany, ireo mpiasan'ny Aviation Civile de Madagascar nanao fihetsiketsehana, manohitra ny fanenjehana azy ireo eny amin'ny Bianco...
• Tontosa ny alakamisy 15 ôktôbra 2026 tany amin'ny Diosezin'Ambositra, ny fanokafana amin'ny fomba ofisialy ny Taom-pianarana 2026-2027 eo anivon'ny Sekoly Katolika manerana an'i Madagasikara... • Hotontosaina ny 8 nôvambra 2026 ny fanamasinana ho Eveka an'i Mgr Mariusz Kasperski, Eveka Mpanampy ao amin'ny Arsidiôsezin'i Toamasina... • Nisaotra ireo mpino nivavaka ho azy tamin'ny fandidiana azy ny Ray masina, nandritra ny Angelus omaly...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco