• Namoaka fanambarana momba ny naoty avy amin'ny Minisiteran'ny Fahasalamana, mahakasika ny ady amin'ny aretina lefakozatra androany, ny Vaomieran'ny Eveka misahana ny Fahasalamana… • Mampiantrano ny andiany voalohany amin'ny kongresy momba ny nify aty amin'ny Ranomasimbe Indiana, na ny CDOI, i Madagasikara nanomboka androany hatramin'ny rahampitso… • Mikaroka ireo raharaha vaventy amin'ny fanaovana kolikoly eto amin'ny firenena ny BIANCO amin'izao fotoana izao. Nambaran'ny Tale jeneraliny fa anatin'ny fanadihadiana ireo raharaha vaventy ireo ankehitriny…