♦ Nanatanteraka fiofanana mitohy nandritra ny telo andro, ireo Inspecteurs sy Katesista avy ao amin'ny Misiona telo ao Mandritsara, Diôsezin'i Port-Bergé, nanomboka ny talata teo... ♦ Efa ao anatin'ny fiomanana tanteraka amin'ny fandraisana ireo ankizy avy amin'ny diôsezy manerana an'i Madagasikara, ny Diôsezin'Antananarivo, izay mpandray ny Fihaonambe Nasiônalin'ny Ankizy andiany fahatelo... ♦ Hanamarika ny Andro Maneran-tany ho an'ny Vehivavy Katôlika ny FFBKEM, ny 14 mey 2023 ao amin'ny EKAR Masindahy François Xavier Antanimena...
♦ Efa eo am-pandinihana ny hamenoany ny anjarany ao anatin'ny “Basket Fund”, hamatsiana ny fifidianana eto Madagasikara, ny Vondrona Eorôpena, hoy ny Masoivohony... ♦ Tsy marina ny fisian'ny singa hafa amin'ny hena miainga eny Ampasika, araka ny fanamarihana nentin'ireo tompon'andraikitra nidina ifotony teny an-toerana... ♦ Omena sehatra amin'ny FIM, ny vokatry ny orinasa malagasy sy ny fitadiavana lalam-barotra sy mpiara-miombona antoka, eo amin'ny sehatry ny fandraharahana...
Ilàna finiavana sy fahaizana ny mifanakalo hevitra. Manatsara ny fifandraisana eo amin’ny mpivady izany satria ny fifanakalozan-kevitra no ahafahan’ny andaniny sy ny ankilany mifankafantatra, mifankahazo, mifampatoky bebe kokoa hatrany. Ny fifanakalozan-kevitra ihany koa no ahafahana mifampizara ny fihetseham-po sy mifehy izany. Fifanakalozana mivantana, misy hafanana sy hafaliana no entanina araka izay azo atao. Eto dia manamafy ny fomba fiteny Malagasy : “Mpifankatia tsy mifaramafara hono, very ny androtokom-pitiavany, ady no farany”. Fandaharana "miaina sy mitia"
♦ Miharatsy ny tontolon'ny fandraharahana eto Madagasikara tamin'ity taona 2023 ity, hoy ny vondron'ny mpandraharaha malagasy na ny GEM... ♦ Handalo fankatoavana ao amin'ny fivoriana itambarambe anio, ny volavolan-dalàna hifehy ny harena ankibon'ny tany. Miantso ireo Solombavambahoaka handinika amim-pitoniana izany, ny federasiôn'ny mpandraharaha FOM... ♦ Mbola tsy ampy araka ny fenitra iraisam-pirenena, ny isan'ny Paramed eto Madagasikara. Handray ny fankalazana ny Andro Maneran-tany ho an'ny Infirmiers anio, ny ao Ambatondrazaka...
• Namaly ny antso avo nataon'ny Papa Léon XIV ny Fivondronamben'ny Eveka eto Madagasikara, ka nanentana ny vahoaka kristianina rehetra hivavaka sy hifady haninana ho an'ny fandriampahalemana eto Madagasikara sy maneran-tany, ny sabotsy 11 oktobra 2025... • Nanao antso avo hampitsaharana ny ady any Gaza sy nitalaho ny mba hisian'ny fandriampahalemana marina sy maharitra, ny Papa Léon XIV, mialoha ny vavaka Angelus omaly... • Vita sonia ny sabotsy teo ny Fanentanana Apostolika voalohany, nosoratan'ny Papa Léon XIV...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco