♦ Ho raisina ho mpiasam-panjakàna avokoa ireo izay nahavita fiofanana tamin'ny toeram-panofanana ho mpampianatra eto amin'ny Nosy... ♦ Hanao fihaonambe eto an-drenivohitra ny Vovonan'ny Firaisamonim-pirenena VOFIRAISANA, hifidy izay handrafitra ny birao vaovao... ♦ Vaksiny iadiana amin'ny fihanaky ny valan'aretina Covid-19 : tanterahana nonomboka androany any Etazonia ny hetsika fanapariahana azy...

♦ Fifidianana loholona : norombahan'ny antoko manohana ny fitondrana avokoa ny toerana miisa 12...  ♦ Volavolan-dalàna mifehy ny mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana 2021 : Lany teny amin'ny antenimieram-pirenena, solombavam-bahoaka 78 no nandany azy... ♦ Fifandraisana ara-barotra eo amin'ny vondrona eraopeana sy ny briitanika : henjana ny ady hevitra, nohalavaina ny fifampidinihana...

Ny fandinihana ny fiaraha-monin'ny zava-mananaina rehetra no atao hoe "écologie". Antoky ny fahasalamana ny tontolo manodidina antsika. Raha misy fikorontanana ny manodidina dia misy akony ratsy foana, ny rivotra, ny rano sotroina, ny hazavana entin'ny masoandro. Mihena ny ely rehefa miaina ny fitsaharan'ny  fadimbolana ny vehivavy, mila omanina ny fiatrehana izany amin'ny lafiny ara-tsakafo sy ny fisotroana rano ary ny fikoloana ny tontolo manodidina...

Alatsinainy 14 desambra 2020 — Herinandro fahatelo amin'ny Fiaviana — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 21, 23-27 — Ho avy ny Tompo, tsenao izy ; Izy no Mpanjakan’ny fiadanana.

[Miara-dàlana] Zoma 12 septambra 2025

• Hotanterahana ny 14 hatramin'ny 18 septambra 2025, ny fiofanana iraisam-pirenena ho an'ny pretra aomonie sy ny mpitantana ara-panahy ny skoto aty Afrika... • Mankalaza ny faha-70 taona niorenany ny Masera Fo Madion'i Maria ao Antsiranana... • Hampitambatra sy hampiray ny finoana sy ny antokom-pivavahana, fa tsy hampisara-bazana, hoy ny Papa Léon XIV...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...