♦ Olona efajato avy any atsimon'ny nosy no tonga tao Fianarantsoa, hila ravin'ahitra an-tany hafa, noho ny kere mihatra any amin'ny faritra misy azy... ♦ Nahemotra ho amin'ny 1 febroary 2021 ny fitsarana ilay raharaha volamena 73,5kg, tratra tany Afrika Atsimo... ♦ Olona iray alina miasa eo amin'ny sehatry ny fizahan-tany, no hisitraka ny tetik'asa "Miatrika Covid", mandritra ny 12 volana...
Alarobia 13 janoary 2021 — Herinandro voalohany mandavantaona — Mitenena, Tompo ô, fa mihaino ny mpanomponao. Ianao no manana ny teny mahavelona mandrakizay — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Marka 1, 29-39
♦ Nodimandry androany tolakandro teo amn'ny faha-89 taonany i Mompera Mario Prina, avy amin'ny Fikambanana Salezianin'i Don Bosco... ♦ Mitsoaka ny kere any amin'ny faritra misy azy ireo mponina any atsimon'ny nosy... ♦ Tsy raikitra androany ny fitsarana ireo Malagasy telolahy, atsy Afrika Atsimo, nitondra volamena antsokosoko...
♦ Hohainoina voalohany eo anivon'ny fitsaràna ambaratonga voalohany atsy Afrika atsimo anio ireo olona 03 tratra nanondrana volamena... ♦ Havoaka rahampitso ary hatolotra ny antenimierandoholona ilay fanadihadiana momba ireo raharaha nafampàna niseho teto amin'ny firenena... ♦ Tokony ho voatendrin'ny filoham-pirenena amin'ity herinandro ity ireo loholona miisa 06, hiasa eny Anosikely...
Notendren’ny Papa François ho Eveka’ny Diosezin’i Fenoarivo-Atsinanana i P. Mareck Ochlak, Lehiben’ny Fikambanana Oblats de Marie Immaculée, ao amin’ny Province Pologne amin’izao fotoana izao.
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco