♦ Nomarihana androany ny andro eran-tany ho an'ny fahasalamana. Mankahery ny mpiasan'ny fahasalamana rehetra maneran-tany ny Sekretera Jeneralin'ny Firenena Mikambana... ♦ Tsy maintsy apetraka amin'ny toerana voatokana sy voahara-maso avokoa ireo mpandeha ivelan'ny faritra tonga any Boeny...
Talata 07 aprily 2020 — Talata masina — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Joany 13, 21-33. 36-38 — Arahaba, ry Mpanjakanay, fatra-panaiky ny Ray, nentina nofantsihana tamin'ny Hazofijaliana Ianao, toy ny zanak'ondry bonaika hovonoina.
♦ Olona folo vaovao indray no voaporofon'ny Institut Pasteur androany fa mitondra ny tsimok'aretina Covid-19. Tsy voahaja anefa amin'ny ankapobeny ireo toromarika tokony arahana amin'izao fihibohana izao... ♦ Anatin'ny Herinandro Masina isika amin'izao fotoana izao, hoy ny HFKF na ny Hetsika Fampiraisana ny Kristianina ho an'ny Firenena, izay nanao hetsika manokana nanomboka ny alahady 29 marsa hatramin'ny alahadin'ny Paka...
♦ Nanomboka omaly alahady ny Herinandro Masina ary mbola mikatona noho ny Coronavirus ireo trano fivavahana rehetra manerana an'i Madagasikara. Nahazo ampaham-potoana isaky ny amin'ny 5 ora hariva, nanomboka omaly alahadin'ny Sampankazo, ao amin'ny haino aman-jerim-panjakana RNM sy TVM ny FFKM... ♦ Mitaky ny hamoahana tsy misy fepetra an'i Rahelisoa Arphine ny biraon'ny Holafitry ny manao gazety...
• Avoaka amin'ny fomba ofisialy ny sabotsy 20 septambra 2025, ny Andiany Masindahy Augustin, eo anivon'ny Mpikabary Katolika... • Manentana antsika hivavaka ho an'ny fifandraisan'ny olombelona amin'ny voaary manontolo, ny Tambajotram-pivavahan'ny Papa Maneran-tany, ho an'ity volana septambra ity... • Avy amin'ny Hazofijalina ny fiainana mandrakizay, hoy ny Papa Léon XIV, tamin'ny fandalinam-pinoana nataony nandritra ny vavaka Angelus, omaly...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco