♦ Mila manamafy ny fitandremana ny kristianina rehetra ato amin'ny diôsezin'Antananarivo, ka hanaraka ireo fepetra ara-pahasalamana rehetra efa nambara hatramin'izay, araka ny hafatra nampitain'ny Arsevekan'Antananarivo...

♦ Nanara-dia ny Faritra Boeny sy Nosy-be ihany koa ny Faritra Analamanga, Atsinanana, Sava, Mikatona tanteraka manomboka anio... ♦ Niverina ao anaty hamehana ara-pahasalamana indray ny tanin'ny repobliakan'i Madagasikara. Hohafainganina ny fahatongavan'ny vaksiny... ♦ Nahatratra 15 ny lavon'ny Coronavirus raha ny fitambaran'ny tatitra tao anatin'ny telo andro farany... 

Talata 6 aprily 2021 — Talata amin'ny havaloan'ny Paka — Ity no andro nataon’ny Tompo, ka mifalia sy miravoa isika — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Joany 20, 11-18

Alatsinainy 5 aprily 2021 — Alatsinainy amin'ny havaloan'ny Paka — Ity no andro nataon’ny Tompo, ka mifalia sy miravoa isika — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 28, 8-15

[Miara-dàlana] Zoma 29 nôvambra 2024

  • Miomana amin'ny fandraisana ny Eveka vaovao, Mgr Marcellin Randriamamonjy, ny Diôsezin'i Farafangana...
  • Nanatanteraka fihaonambe fanao isan-taona nandritra ny hateloana, ny Vaomiera misahana ny fampanjariana ny Rariny sy ny Fiadanana tao amin'ny Diôsezin'Antsirabe...
  • Torio an-kafaliana ny Evanjely, hoy ny Papa François, tamin'ny fampianarana nataony nandritra ny Audience générale, ny alarobia 27 nôvambra 2024...
Tohiny...

Famantarana ny fitiavan'Andriamanitra antsika ny Noely

Noho ny fetin'ny Noely, Fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'i Kristy Mpamonjy an'izao tontolo izao, dia manafatra ary miray soa ho antsika i Mompera Bizimana Innocent, Lehiben'ny Salezianin'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maorisy.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...