♦ Mbola maro an'isa amin'ny tranga vaovao mitondra ny tsimokaretina ny eto Analamanga. Ny 329 tamin'ny tranga vaovao miisa 404 manerana ny Nosy dia teto amin'ny Faritra Analamanga avokoa... ♦ Mikatso ny toe-karena, voakasik'izany ny sehatry ny fizahan-tany. Aleo mba hisy fijerena miandalana ny famahana ny krizy ara-toekarena, hoy Andriamatoa Faly Ramakavelo, mpandraharaha amin'ny sehatry ny fizahan-tany...

♦ Toherin'ireo mponina sasany eny amin'ny fokontany Sabotsin'Ambatofotsy ny hametrahan'ny fitondram-panjakàna ilay fasan'ny Firaisam-po eny an-toerana... ♦ Naka ny hevitry ny HCC ny filohan'ny Antenimieram-pirenena, manoloana ny fahabangan-toerana, noho ny nahafatesan'ny solombavambahoaka an'i Manakara... ♦ Misy rivodoza miforona any Avaratra-Atsinanan'ny Nosy. Mitondra rivotra 55km/h ary tafiotra 70km/h... 

♦ Niverina nidinika momba ny vakisiny indray omaly, ny Filoham-pirenena sy ny avy amin'ny Akademiam-pirenena momba ny fitsaboana. Ilaina, hoy ny Filoha, ny fandalinana bebe kokoa izay vakisiny hafarana... ♦ Olona 10 indray no matin'ny Covid-19 teto amintsika, niampy 539 ireo tranga vaovao, araka ny tarehimarika farany avy amin'ny Ministeran'ny Fahasalamana...

Manindraindra ny fiainana mirenty ny fanatontoloana ary manaitra avy hatrany. Tsy mila ezahana akory ny miaina azy fa tafiditra ho azy ao anaty, ary iny no lasa lalam-piainana sy fanompoan-tsampy mihitsy aza ka miteraka korontana eo amin’ny fiainam-pianakaviana. Tsy misy intsony ny firaisan-tsaina fa samy maka ho azy. Manjavona tsikelikely ny fifankatiavan’ny mpianakavy ao an-tokatrano satria miriorio amin’ny fifandraisan-davitra amin’ny any ivelany. Katesizy momba ny fianakaviana iarahana amin’i P. Randriamanamahenina Robert Maria

[Miara-dàlana] Zoma 29 nôvambra 2024

  • Miomana amin'ny fandraisana ny Eveka vaovao, Mgr Marcellin Randriamamonjy, ny Diôsezin'i Farafangana...
  • Nanatanteraka fihaonambe fanao isan-taona nandritra ny hateloana, ny Vaomiera misahana ny fampanjariana ny Rariny sy ny Fiadanana tao amin'ny Diôsezin'Antsirabe...
  • Torio an-kafaliana ny Evanjely, hoy ny Papa François, tamin'ny fampianarana nataony nandritra ny Audience générale, ny alarobia 27 nôvambra 2024...
Tohiny...

Famantarana ny fitiavan'Andriamanitra antsika ny Noely

Noho ny fetin'ny Noely, Fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'i Kristy Mpamonjy an'izao tontolo izao, dia manafatra ary miray soa ho antsika i Mompera Bizimana Innocent, Lehiben'ny Salezianin'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maorisy.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...