Talata 03 nôvambra 2020 — Herinandro faha-31 mandavantaona — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Lioka 14, 15-24 — Hitoetra be dia be ao anatinareo ny tenin’i Kristy; isaory Andriamanitra Ray amin’ny alalan’i Kristy.
♦ Voasambotra ilay tovolahy 16 taona nanolana zazavavikely 7 taona... ♦ Tsy tokony hisy intsony ny fiakaran'ny vidim-bary manomboka amin'izao volana Novambra izao... ♦ Misy mamefy sy manamafy ny hidin-tranony ieo mponina mipetraka manodidina ny trano fotsy ao Washington noho ny tahotra amin'ny korontana aorian'ny fifidianana...
♦ Namory vahoaka teny an-dalambe tao Fianarantsoa tamin'ny sabotsy teo nanao tatitra tamin'izy ireo ny solombavam-bahoaka TIM... ♦ Manahy amin'ny mety hisian'ny krizy politika indray ny filohan'ny PRM Ralison Roger... ♦ Hiroso amin'ny fiodinana faharoa ny fifidianana natao tany Moldavie omaly...
Alatsinainy 02 nôvambra 2020 — Fahatsiarovana ireo mpino nodimandry — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Joany 14, 1-6 — Avia ianareo, ry nosoavin’ny Raiko, handova ny fanjakana izay voavoatra ho anareo, hatrizay naharina an’izao tontolo izao.
• Hotanterahana ao amin'ny kianjan'ny Kolejy Masina Misely Amparibe ny alahady 21 septambra 2025, ny fanamasinana ho Eveka an'i Mompera Mamiarisoa Modeste Randrianifahanana... • Nankalaza ny fanandratana ny Hazofijaliana Masina ny Diosezin'i Port-Bergé... • Mamelona indray ny fanantenana ny famafana ny ranomaso, hoy ny Papa Léon XIV, tamin'ny fankalazana ny Jobilin'ny Fanalana Alahelo...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco