♦ Fihavaozana, fiampitana ary firaisan-kinam-pirenena, izay no lahahevitra ifantohan'ny hetsika atao eny amin'ny Rovan'Antananarivo amin'izao fotoana izao... ♦ Tsy nahazo rariny hatramin'ny farany tamin'ny fitoriana izay nataony hanoherana ny fananganana ny kianja Masoandro ireo fikambanana roa ambin'ny folo izay nivondrona nanohitra ny tetik'asan'ny Filohan'ny Repoblika...

Zary fomba amam-panaoantsika amin'izao fotoana izao, na lehibe na tanora na ankizy ny tsy mahay miaina sy tsy mahay mitia. Mamono ankoloka na mivantana ny fampitondrana kitra ny mpiara-belona. Ny fametahana anaram-bositra dia fampitondrana kitra

♦ Dimy amby roapolo taona katroka androany ny nahamay ny lapan'i Manjakamiadana eny amin'ny Rovan'Antananarivo... ♦ Isan'ireo firenena afrikanina sahy niroso tamin'ny fangatahana ireo harena sy vako-pirenena nalain'ny tany ivelany i Madagasikara... ♦ Ny Pastora Docteur Rakotozavy Denis no lany ho Filohan'ny Fiangonana Loterana Malagasy...

Zoma 06 nôvambra 2020 — Herinandro faha-31 mandavantaona — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Lioka 16, 1-8 — Sokafy, ry Tompo, ny fonay mba hitandremanay ny tenin-Janakao.

[Miara-dàlana] Zoma 19 septambra 2025

• Hotanterahana ao amin'ny kianjan'ny Kolejy Masina Misely Amparibe ny alahady 21 septambra 2025, ny fanamasinana ho Eveka an'i Mompera Mamiarisoa Modeste Randrianifahanana... • Nankalaza ny fanandratana ny Hazofijaliana Masina ny Diosezin'i Port-Bergé... • Mamelona indray ny fanantenana ny famafana ny ranomaso, hoy ny Papa Léon XIV, tamin'ny fankalazana ny Jobilin'ny Fanalana Alahelo...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...