♦ Lohahevitra maro mahakasika ny fiainan'ny vahoaka malagasy no nifampiresahan'ny filohan'ny eveka eto Madagasikara Mgr Marie Fabien Raharilamboniaina, tamin'ny Papa François omaly tany Vatican... ♦ Tontosa teny amin'ny Fitsarana tampony Anosy, androany, ny lanonam-pitsaràna nanatanterahan'ireo mpikambana vaovaon'ny CENI ny fianianany... ♦ Tsy tonga tamin'ny fampiantsoan'ny vaomiera misahana ny fiampangàna ny olona ambony, eny anivon'ny antenimieram-pirenena, ny olona nisy nitory sy ny vavolombelona tokony niaraka taminy...
♦ Efa fahita matetika ny famerenam-bola aorian'ny fanatanterahana tetikasa iarahana amin'ny mpamatsy vola, hoy ny ministry ny fitantanam-bola, mikasika ny vola averin'ny Jirama amin'ny Banky iraisam-pirenena... ♦ Vola hatrany amin'ny 430 tapitrisa ariary no voaangona sy nentina nanampiana ireo mpiasa avy amin'ny faritra 13, tao anatin'ny tetik'asa Basket Fund "GEM-COVID-19"... ♦ Manoloana ny tsy fahampian'ny rotsak'orana amin'ny faritra maro dia mbola ho tohizana ny fandatsahana orana artifisialy...
Alarobia 1 desambra 2021 — Herinandro voalohany amin'ny Fiavian'ny Tompo — Tongava, ry Tompo, ary aza ela; vahao ny fatoran’ny vahoakanao — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 15, 29-37
♦ Voasoroka ny fifandonana teo amin'ny mpianatry ny Lycée Technique Alarobia sy ny Lycée Technique Mahamasina, noho ny fandraisana andraikitry ny mpitandro ny filaminana sy ny mpampianatra... ♦ Mbola olana ho an'ny sehatry ny asa amin'izao fotoana izao ny fivoaran'ny valan'aretina Covid-19. Nanamafy izany androany ny solontenan'ny OIT eto Madagasikara...
• Ny fanakaikezana ny mahantra sy ny fanakaikezana ny pretra, ireo no teboka roa nisongadina, nandritra ny fihaonan'ny Evekan'i Madagasikara tamin'ny Papa Léon XIV... • Ankizy katolika manaja ny tontolo iainana, fanantenan'ny Eglizy : io no teny manentana ho an'ny ankizy rehetra tao amin'ny Diosezin'i Morombe, nentina nanamarihana ny Jobily 2025, ho an'ny ankizy... • Eokaristia Masina notanterahana tao amin'ny EKAR Masina Misely Itaosy omaly, no nentina nanamarihana ny fankalazana ny faha-25 taona niorenan'ny fikamban-drelijiozy Masera Carmélites Mineures de la Charité...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco